Chez Manasoa 12

Chez Manasoa 12 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Manasoa 12, Antananarivo.

🥰Page natao ifampizarana ny mahasoa sy ny mafinaritra ary ivarotra entana isankarazany mora nefa tsara🌺 💕

❤Mandefa en gros sy en détail💚

🥰suivéo ary ny pagentsika e!🌺

✅Mandefa any
☎ :0349874313 suzette ( M'vola)

💖💖Nareo wa aza misahirana fa ity jiro Kely ity vidiana de apetaka  fotsiny de vita ny arendrina 🥰💃2.000ar anie  ny 1e💞sa...
03/06/2026

💖💖Nareo wa aza misahirana fa ity jiro Kely ity vidiana de apetaka fotsiny de vita ny arendrina 🥰
💃2.000ar anie ny 1e💞
sa hividy casquette = 15.000ar nareo❤️

01/06/2026

Aleo aloha asiana sondage kely🥰
Andro inona dia no Tinareo hanaovantsika ny live KILALAO sy ARENDRINA

Vita iny ny fetin' ny reny♥️de andao  Tsika hanomana ny feti-mpirenena indray e♥️Aza misahirana mifandrombaka any  live ...
01/06/2026

Vita iny ny fetin' ny reny♥️de andao Tsika hanomana ny feti-mpirenena indray e♥️
Aza misahirana mifandrombaka any live Efa matanjaka be ireny fa ato koa anie Misy isankarazany Nefa mora e!
🍒Santionany ireo fa Tsika misafidy Tsara Izay mety,samy mahazo daholo n'a vavy na lahy

fière d'être  maman 💞💞 ireo no harenako👯🎁ireo no masoandroko🌅🌈ireo no fiainako🌺 💃❤️ireharehao Ary ny maha reny anao💞
31/05/2026

fière d'être maman 💞💞
ireo no harenako👯🎁
ireo no masoandroko🌅🌈
ireo no fiainako🌺
💃❤️ireharehao Ary ny maha reny anao💞

31/05/2026

Arabaina daholo ny reny rehetra nahatratra ny fetin' ny reny♥️♥️

19/05/2026

💝💝fizarana cadeaux kosa zao e❤
❤tena efa mora nefa tsara👍🏻
Afampo daholo kosa izay nampiasa e👍🏻ianao sisa no andrasana 🥰
❌Tonga dia miantso fa vitsy vitsy ny STOCK ❌
0349874313


19/05/2026

Tiako nama ireto tarika ireto a❤❤


19/05/2026

efa misy miandry arrivage kilalao sy arendrina ve ato?🥰
Aleo kosa aloha mba ande ilay fety de mère fa lasa tsy mahazo cadeaux e

18/05/2026

mbola ao daholo ve tsika rehetra e🥰
alefako avieo ny partie:4 ❤

14/05/2026

Tsara be mihintsy ity hira ity dia zaraiko ho anareo koa❤❤

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Manasoa 12 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share