Girly.mg

Girly.mg Vente des articles neufs et importés.

Possibilité de recevoir vos commandes et de les faire livrer jusqu'à chez Vêtements, accessoires, chaussures, sacs à main, ...0322996636

❌❌. DISPONIBLE DE SUITE ❌❌Des pépites les filles ❤️❤️Ireto misy arrivage tsara kely an , disponible daholo ireo ka aza t...
18/12/2024

❌❌. DISPONIBLE DE SUITE ❌❌

Des pépites les filles ❤️❤️

Ireto misy arrivage tsara kely an , disponible daholo ireo ka aza tara ary Tonga de alefaso ny mp 🌼

Hello les filles 🥰🥰🥰🥰 Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande lamba ho an'ny fety an 😊Aza tara fa izay commande alo...
14/12/2024

Hello les filles 🥰🥰🥰

🥰 Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande lamba ho an'ny fety an 😊

Aza tara fa izay commande aloha no Tonga aloha an ❌

Une pépite les filles 🤞🤞🤞Tsara tena tsara ito an ❤️🌼🌼Disponible sur commande 😊
13/12/2024

Une pépite les filles 🤞🤞🤞

Tsara tena tsara ito an ❤️🌼🌼

Disponible sur commande 😊

🌼🌼 Robe sequin disponible en trois couleurs 🥰Tsara loatra anie 🤞Qualité @ ilay top foana.❌ Disponible sur commande en ta...
13/12/2024

🌼🌼 Robe sequin disponible en trois couleurs 🥰

Tsara loatra anie 🤞

Qualité @ ilay top foana.
❌ Disponible sur commande en taille XS S M L Xl

Bonjour mes girls ♥️♥️♥️Santionany @ modèle afaka afarinao reo Tsara be sady classe no élégante 🥰Alefaso modèle zay lamb...
13/12/2024

Bonjour mes girls ♥️♥️♥️

Santionany @ modèle afaka afarinao reo
Tsara be sady classe no élégante 🥰

Alefaso modèle zay lamba mety aminao fa afarintsika, Mbola Tonga alohan'ny fety raha manao commande an♥️

Bon shopping 🫶

Tsarabe koa ito an ROBE mono manche bouffante lamody be amin'izao 🌼Dispo en xxs, XS, S, M L Xl Araraoty fa ity vague ity...
12/12/2024

Tsarabe koa ito an ROBE mono manche bouffante lamody be amin'izao 🌼
Dispo en xxs, XS, S, M L Xl

Araraoty fa ity vague ity Mbola mahatratra fety tsara raha hicommande ianareo an 🥰

Hey les filles ❤️Tee-shirt maillot en vogue be amin'izao ireto ann 😊Raha misy modèle hafa tianao dia afaka alefanao sary...
11/12/2024

Hey les filles ❤️

Tee-shirt maillot en vogue be amin'izao ireto ann 😊
Raha misy modèle hafa tianao dia afaka alefanao sary fa afarintsika foana 🥰

Ne cherchez pas loin 🌼🌼 Mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande ho an'ny fety an 🥰🥰Articles importés foana foana ,...
03/12/2024

Ne cherchez pas loin 🌼🌼

Mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande ho an'ny fety an 🥰🥰

Articles importés foana foana , qualité tena top

Izay nanao commande rehetra tato aminay aloha dia Afa-po daholo hatreto 🤞

Aza misalasala mandefa sarin'ny akanjo tianao ary fa afarinay ho anao mba anaovanao manjamanja @ fety e 🥰

Hello Girls 👋👋 🌼 Combi dispo sur commande 🌼 Qualité toujours au top 😊Aza misalasala mandefa sarin'ny modèle izay tianao ...
03/12/2024

Hello Girls 👋👋
🌼 Combi dispo sur commande
🌼 Qualité toujours au top 😊

Aza misalasala mandefa sarin'ny modèle izay tianao fa gratuit ny devis 😊
Izay commande voaray androany sy rahampitso dia tonga dans 8 jours 🌼

Bon shopping les filles ♥️

Tsarabe koa ito modèle POLENE ito an 🥰‼️ Disponible sur commande ‼️
02/10/2024

Tsarabe koa ito modèle POLENE ito an 🥰

‼️ Disponible sur commande ‼️

‼️ promotion 70 000 Ar androany ihany an ‼️Mp pour commander
01/10/2024

‼️ promotion 70 000 Ar androany ihany an ‼️

Mp pour commander

Promotion ity combi jean ity androany 😊 90 000 Ar Koa aza tara manao commande ao @ mp fa androany ihany
01/10/2024

Promotion ity combi jean ity androany 😊 90 000 Ar

Koa aza tara manao commande ao @ mp fa androany ihany

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Girly.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share