R & R Vente

R & R Vente Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from R & R Vente, Antananarivo.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra  🥰
13/11/2025

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰

izay ary aloha ny lesona ho antsika androany fa dia mirary tontolo andro finaritra oh 🥰
12/11/2025

izay ary aloha ny lesona ho antsika androany fa dia mirary tontolo andro finaritra oh 🥰

🎉HAFA IHANY I MAMA. NENY TIAKO🥰Amin'izao ankatoky ny fetin'ny Reny 🤰izao dia faly izahay manome tolotra miavaka ho anare...
03/05/2025

🎉HAFA IHANY I MAMA. NENY TIAKO🥰
Amin'izao ankatoky ny fetin'ny Reny 🤰izao dia faly izahay manome tolotra miavaka ho anareo izay manao commande gâteau 🍰 fête des mères ato aminay 🥰
Gâteau + cadeaux surprise 💌


Ehhh ohhhh, akory jiaby e 🎉🌅 Efa mafana indray izao ny andro ka mbola  mitohy hatrany ny fandraisanay commande :Yaourt f...
23/12/2024

Ehhh ohhhh, akory jiaby e 🎉
🌅 Efa mafana indray izao ny andro ka mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande :
Yaourt fait maison 🥛
Yaourt à boire en pipette 🥤
Jus naturel en pipette 🍹
Izahay ato amin'ny Tia Mih'kaly dia afaka mamatsy Jus 🍹 & Yaourt 🥛 ho anareo épiceries, gargottes, buvettes, sns...
Misokatra ihany koa ny fiara-miasa amin'ny rehetra, toy ny orinasa na sekoly mila mpamatsy gouté 🍹🥛
Akora 100% natoraly
Mp ou 034 03 114 51 Mr Rova
N.B: Manao livraison izahay 🚲🛵

Ho asiako cadeaux kely hoan'izay be points indrindra... Koa mazotoa ary mi partage sy manisy commentaire e ❤️😍
28/05/2024

Ho asiako cadeaux kely hoan'izay be points indrindra... Koa mazotoa ary mi partage sy manisy commentaire e ❤️😍

Miarahaba ny reny rehetra 🎉Irariana ny soa sesehena 🥰Ho Reny mendrika tsisy fepetra 🤍Enga anie mba tojo fahasalamana sy ...
26/05/2024

Miarahaba ny reny rehetra 🎉
Irariana ny soa sesehena 🥰
Ho Reny mendrika tsisy fepetra 🤍
Enga anie mba tojo fahasalamana sy harena 🥰❤️

Fa sarobidy loatra raha i Neny 🤞🤍

22/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Julien Rzf, Haingonirina Voahangy Lalao, Chris Minaky, Ny Voahary, Aina Mickaelah, Lova Andrianantenaina, Le Tsy Miova Henri, RH RH, Rg Naly, Saphrine Raonimalala

21/05/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Mii-Ary Nosy, Aina Mickaelah, Stéphie Samuel, Roulia Camille, Cinderela Justania, Mîmï Chrîstïnåh, Tächä Quëën, Herimanjaka Randrianarijaona, Harena Ny Aiko, Kanto Ny Aina, Maman Fy Fy, RH RH, Tinah Kouni, Rahelitiana Androy, Anjara Angelle Nabicï

Io ary 😍Araho hatrany ny pejy fa ho asiatsika lalao kely ndray 😍😘
17/05/2024

Io ary 😍

Araho hatrany ny pejy fa ho asiatsika lalao kely ndray 😍😘

Alefako ireto avieo fa invitéo aloha ny namana anaraka ny page 😍
17/05/2024

Alefako ireto avieo fa invitéo aloha ny namana anaraka ny page 😍

17/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mii-Ary Nosy, Herimanjaka Randrianarijaona, Stéphie Samuel, Jô Andrian's

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R & R Vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share