Tech by Mbints

Tech by Mbints Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tech by Mbints, Shopping & retail, Antananarivo.

📱 High-Tech & Beauty Equipment
🔌 Accessoires | Gadgets | Onglerie
✨ Qualité & prix accessible
🚚 Livraison disponible 🇲🇬



Tech by Mbints Connectez-vous à la qualité🩵

4 sisa ohhhhh 💥 Chargeur type C type C 10.000ar ny ray 30.000ar kosa ra alainao miaraka izy 4 ka mp ary Zay Mbola ts nah...
14/07/2026

4 sisa ohhhhh 💥
Chargeur type C type C
10.000ar ny ray
30.000ar kosa ra alainao miaraka izy 4 ka mp ary Zay Mbola ts nahazo 💥🎉🎉

Efa kely sisa n'y stock oany Zay Mbola ts nahazo anle chargeur ohhhhh 💥💥
13/07/2026

Efa kely sisa n'y stock oany Zay Mbola ts nahazo anle chargeur ohhhhh 💥💥

Tonga ny arrivage aminy vidiny mirary dia mirary tokoaZay olona 10 tonga voloany mahazo cadeau 💥🎁
10/07/2026

Tonga ny arrivage aminy vidiny mirary dia mirary tokoa
Zay olona 10 tonga voloany mahazo cadeau 💥🎁

💅 PROMOTION SPÉCIALE – PONCEUSE À ONGLES 💅✨ Mila fitaovana matihanina ho an'ny onglerie? Ity no fotoana tsara indrindra!...
10/07/2026

💅 PROMOTION SPÉCIALE – PONCEUSE À ONGLES 💅

✨ Mila fitaovana matihanina ho an'ny onglerie? Ity no fotoana tsara indrindra!

🔥 Prix promotionnel : /…… Ar/ ➜ …… Ar 🎉

✅ Vitesse réglable
✅ Mahery nefa tsy mitabataba
✅ Mety amin'ny gel, semi-permanent ary faux ongles
✅ Tsotra ampiasaina, mety ho an'ny débutants sy professionnels

📦 Stock voafetra! Aza tara fa araraoty izao promotion izao. 💖

📩 Alefaso message avy hatrany raha hanao commande na mila fanazavana

09/07/2026
🌸 Tsy mila miandry ela intsony!Ny Lampe UV LED ato aminay dia hanampy anao hahazo ongla tsara tarehy sy maharitra.✨ Vidi...
09/07/2026

🌸 Tsy mila miandry ela intsony!

Ny Lampe UV LED ato aminay dia hanampy anao hahazo ongla tsara tarehy sy maharitra.

✨ Vidiny mirary
✨ Kalitao azo itokisana
✨ Tonga lafatra ho an'ny mpanao onglerie sy ny tia mikarakara tena.

📦 Manafatra dieny izao fa voafetra ny isan'ny entana!

Mp ary ohhhhhh🥰🥰

Oany prix de lancement zay olona 10 tonga voloany dia misy fienambidy bé mihintsy 🤗🥰🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tech by Mbints posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share