SAFIF FJKM Tsaravavaka

SAFIF FJKM Tsaravavaka 💌Ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao hianao Sady hambinina.Josoa 1:8b❤️
⏩BAUME MAHASOA🌷

11/07/2026
🌿 BAUME KINININA OLIVA Safif FJKM Tsaravavaka✔️ Mamoaka rivotra am kibo ✔️ Olana am règle douloureuse ✔️ Marary nifyCont...
21/06/2026

🌿 BAUME KINININA OLIVA Safif FJKM Tsaravavaka

✔️ Mamoaka rivotra am kibo
✔️ Olana am règle douloureuse
✔️ Marary nify
Contact :0340198766/0340904074
💰 Vidiny mirary: 10.000 Ar
Ka aza misalasala ny mandefa mp aty amnay 😊
Suivre ny page ary Partage Max🙏🙏

🌿 Fiadanana sy fahasalamana ho anao! Manana olana amin’ny ozatra, vanintaolana, lohalika, na lamosina? Mety ho tratran’n...
20/06/2026

🌿 Fiadanana sy fahasalamana ho anao! Manana olana amin’ny ozatra, vanintaolana, lohalika, na lamosina? Mety ho tratran’ny gripa, sery, na koaka lava ve ianao? Aza manahy, manana vahaolana izahay!

👉 Tongava ao amin’ny tsena Zina, foibe FJKM Totobato Taninarena. 👉 Raha any Tana ianao, manao livraison koa izahay. 👉 Vidiny mirary: 10.000 Ar avokoa.

🛍️ Ireo vokatra atolotray:

Baume Radrika – manala fanaintainana sy havizanana.

Katrafay – manamafy sy manadio vatana.

Mandravasarotra – manampy amin’ny aretin-tratra sy sempotra.

Huile essentielle – manome fahatoniana sy fanavaozana.

Ravintsara – mpiaro amin’ny sery sy gripa.

Ary vokatra maro hafa ho an’ny fahasalamanao!
Ka aza misalasala ny mandefa mp ato am pejy fa vonona ny handray anao a tanan-droa izahay😊🤗
Contact:0340198766/0340904074
Aza adino ny mi-Suivre ny page fa sarobidy ny fahasalamana.
Azafady mba zarazarao ho hitany namana rehetra.

Fiadananana e..ho anareo mañana aretina ozatra..vanintaolana mangotsoka .sita..olana am lohalika ..lamosina...grip sery ...
20/06/2026

Fiadananana e..ho anareo mañana aretina ozatra..vanintaolana mangotsoka .sita..olana am lohalika ..lamosina...grip sery sempotra...koaka lava reny ...mañana vahaokana ho anareo izahay tompoko tongava ao am tsena zina ao am foibe fjkm totobato taninarena misy point de vente..Raha ao Tana....manao livraison koa izahay vidiny mirary 10000ar avokoa... baume Radrika.. katrafay.. mandravasarotra.. huile essentielle...ravintsara...maro samy hafa

Death Note dia tantara (Manga) sy sarimihetsika (Anime) malaza nosoratan'i Tsugumi Ohba sy nosoratan'i Takeshi Obata. Ny...
20/06/2026

Death Note dia tantara (Manga) sy sarimihetsika (Anime) malaza nosoratan'i Tsugumi Ohba sy nosoratan'i Takeshi Obata. Ny tantara dia miompana amin’i Light Yagami, zatovolahy iray mahita kahie maizina mampiasa herin’ny maizina antsoina hoe "Death Note", izay ahafahany mamono izay olona rehetra voasoratra anarana ao aminy.
Ny tantara an-tsary (manga) Death Note dia misy boky 12 (toby 108) ary misy episode 37 amin'ny sarimihetsika mihetsika (anime).

Ireto ny zava-dehibe indrindra sy tsara ho fantatra momba azy io:

1. Ny Fototry ny Tantara

Mijery ny tontolo feno heloka bevava i Light Yagami ka manapa-kevitra ny hampiasa ny Death Note mba hanadiovana ny tany amin'ireo olon-dratsy rehetra. Amin'ny alàlan'io fikasana io no anomezany ny anarany hoe "Kira" (avy amin'ny teny anglisy hoe Killer). Rehefa mihamaro ny olona maty dia mihetsika ny mpitsikilo mahay indrindra eran-tany antsoina hoe "L" (na L Lawliet) mba hamantatra sy hisambotra an'i Kira.

2. Ireo Olona sy Zanahary Lehibe (Characters)
Light Yagami: Ny tovolahy manan-tsaina sy mpianatra ambony indrindra any Japon, izay lasa mpamono olona rehefa nahazo io kahie io.
L (L Lawliet): Ilay mpitsikilo miavaka sy hendry indrindra izay lasa fahavalo voalohany sy mpanenika an'i Light.
Ryuk: Ilay Zanahary na Anjelin'ny Fahafatesana (Shinigami) tompon'ilay kahie tany am-boalohany. Izy no nanipy izany teto an-tany satria leo sy vizana tany amin'ny tontolony.
Misa Amane: Modely (Idol) sady mpanara-dia an'i Kira izay manana ny Death Note ihany koa.
Near (N) sy Mello (M): Ireo mpandimby an’i L rehefa maty ity farany, izay nanohy ny fikarohana sy ny ady tamin’i Kira.

3. Ireo Fitsipika fototra momba ny Kahie (Death Note Rules)
Ny anarana: Tsy maintsy fantarina ny tena anaran'ilay olona sy tadidinao ao an-tsainao ny endriny rehefa manoratra izany mba tsy hahafaty olona hafa mitovy anarana aminy.
Antony sy fomba fahafatesana: Raha tsy voasoratra ao anatin'ny 40 segondra ny antony na ny fomba hahafatesan'ilay olona,dia ho voan'ny aretim-po izy dia maty.
Shinigami Eyes: Ny tompon'ny kahie dia afaka manakalo ny antsasaky ny androm-piainany amin'ireo Zanahary ireo mba hahazoana maso manokana (Shinigami Eyes) ahafahana mamaky ny anaran'ny olona sy ny androm-piainany rehefa jerena fotsiny.

4. Ny Fitsipika manokana sy ny Marina

Tsy misy paradisa na afobe: Ny olona rehetra mampiasa ny Death Note dia tsy mandeha any an-danitra na any amin'ny afobe rehefa maty izy ireo fa mijanona ho zava-poana.
Fitsipika sandoka: Nisy fitsipika natao tao amin'ny tantara nilaza fa tsy maintsy manoratra anarana ao anatin'ny 13 andro ianao na ho faty, saingy fitsipika sandoka namboarin'i Light izany mba hanadiovana ny tenany.
Rehefa mihamaro ny fikarohana dia samy mitady hanaporofo ny marina na ny diso momba izay tena i Kira sy ny mpanara-dia azy ireo mpitsikilo sy i Light.

Kitiho ny suivre eny ambony MBA hanarahanao tsy tapaka ny pejy🙏.
Partage Max⚠️⚠️⚠️

18/06/2026

Fa manompoa an 'i Jéhovah Andriamanitrareo,dia "hitahy ny haninao sy ny ranonao Izy ;"Ary hesoriko aminao ny aretina. EKSOD 23:25

Finaritra daholoIzahay ato  FJKM dia mamokatra ireto BAUME izay vita 100% Natoraly  mahasitrana aretina maro isankarazan...
17/06/2026

Finaritra daholo
Izahay ato FJKM dia mamokatra ireto BAUME izay vita 100% Natoraly mahasitrana aretina maro isankarazany
Ireto avy ny vokatra hitanao ato amnay:
⏺️BAUME MANDRAVASAROTRA
Voatokana fanorana sy ahosotra,ary manala aretina maro toy ny aretin-damosina sy hozatra,fanaintainana -taolana,sita,gripa,mivonto

⏺️BAUME RADRIAKA manala
⚪Tension :Ahosotra @ hatoka sy fihirifana maraina sy hariva
⚪Raha tsy ampy torimaso: Ahosotra @ faladia alohan' ny hatory
⚪Hémorroïdes sy havizanana:Ahosotra @ mangotsokotsoka rehetra
⏺️BAUME KINININA:
⏺️BAUME DINGADINGA
⚪Ahosotra am fery na ratra
⚪Manala :
🔽FARASISA
🔽LAGALY
🔽MANGIDIHIDY
🔽MIRONGANDRONGATRA
⏺️BAUME KATRAFAY
🔽Havizanana
🔽Vanintaolana mangotsika
🔽Sita
🔽Aretin-damosina sy valahana
🔽Areti-kozatra
Ary Misy ihany koa ny menaka fanorana manala aretina maro toy ny:
🔽Havizanana
🔽Vanintaolana mangotsika
🔽Sita
🔽Aretin-damosina sy valahana
🔽Areti-kozatra
⏺️Poudre Beroberoka:Manasitrana sy fiarovana
Ka aza misalasala ny handefa Mp fa ato izahay vonona ny handray sy hiresaka aminao.😊🤗
Toerana: Antsirabe
Efa à misy tsena eny totobato Antaninarena ao Zina(Foibe Fjkm)
Afaka mandefa any ihany koa.
Prix Mitovy daholo izy rehetra 😊
Prix:10000ar ny iray.
Contact :0340198766/0340904074
Aza adino ny miabonne ny page sy ny mipartage mba ho hitany namana🙏

Amen🙏
16/06/2026

Amen🙏

Address

Antsirabe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAFIF FJKM Tsaravavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share