Petite Dylana

Petite Dylana Vente en linge Antananarive

✅20000ar aki ireo couleur dispo Livraison Tana  oui provinc Hoanareo izy nanao coamnade na manana cordonne tao aminy Ny ...
28/05/2026

✅20000ar aki ireo couleur dispo
Livraison Tana oui provinc
Hoanareo izy nanao coamnade na manana cordonne tao aminy Ny kanto dia mba midira mp ato aminity page Petite Dylana ity
📞0342091046 fa misedra olana ny page Ny kanto ka mandrampaha voavaha ny olana dia ato alo isisa 🙏🙏
Mangataka partage Maximum aviaminareô izahay 🙏

🙏Hoanareo  rehetra izay nanao comande tao aminy page Ny kanto  Manasa anareo MBA hiditra Mp aho amity page ity fa misedr...
27/05/2026

🙏Hoanareo rehetra izay nanao comande tao aminy page Ny kanto Manasa anareo MBA hiditra Mp aho amity page ity fa misedra olana iny page iny amizao ka ato alo mandrapaha voafaha ny olona
Mangataka partager aminareo rehetra Abonné izahay 🙏🙏🙏

🦋PROMOTIONS 25000ar fona ireto fa Alefaso ny comande Taille S M L XL XXL Livraisons partout Madagascar
25/03/2026

🦋PROMOTIONS 25000ar fona ireto fa Alefaso ny comande
Taille S M L XL XXL
Livraisons partout Madagascar

Tonga indray anay eh 😂  ARIVAGGES mandona be  Mihitsy no hoentinay ✅ 25000ar Taille S M L XL XXL Livraison Tohy ny mahaz...
20/03/2026

Tonga indray anay eh 😂 ARIVAGGES mandona be Mihitsy no hoentinay
✅ 25000ar
Taille S M L XL XXL
Livraison Tohy ny mahazatra dia Tana sy any aminy Faritra Rehetra

16/03/2026

Bonsoir daholo ela2 Kely aki fa Zay VO voava tanteraka ny olona taminy page ah Tena we faly izahay 🙏🙏

Retour aviaminareo client tany  rehetra  Makasitra anareo rehetra izahay atao   Ny kanto eto fona izahay vonona ny ametr...
20/12/2023

Retour aviaminareo client tany rehetra
Makasitra anareo rehetra izahay atao Ny kanto eto fona izahay vonona ny ametraganareo Fahatokisana indrindra amizao Fety Zao 😊
Bisous 😘

Makasitraka anaro tany  FIANARATSO ❣️ANALAVORY ITASY ❣️ANJOZOROBE ❣️MORONDAVA ❣️ANTANIFOTSY ❣️  izay Nanjifa tato   Misa...
09/11/2023

Makasitraka anaro tany FIANARATSO ❣️ANALAVORY ITASY ❣️ANJOZOROBE ❣️MORONDAVA ❣️ANTANIFOTSY ❣️ izay Nanjifa tato Misaotra betsaka taminy Fahatokisanareo anay 😘
Oanareo any Dia aiza misalasa fa eto fona izahay azo Antoka 💯%👍 Alefaso ary Comande 🥰 Bisous 😘

Retour aviaminareo indray Ary e ❣️Mamy kely fona 🥰FIANARANTSOA ❤️ AMBATONDRAZAKA ❤️ VANGAIDRANO ❤️ TANANARIVE ❤️ bisous ...
21/10/2023

Retour aviaminareo indray Ary e ❣️Mamy kely fona 🥰
FIANARANTSOA ❤️ AMBATONDRAZAKA ❤️ VANGAIDRANO ❤️ TANANARIVE ❤️ bisous bé nareo 😘 Aiza misalasala fa eto izahay vonona ny hametrahanareo Fitokosana hatrany 🥰🥰

Ireo colis sy retour Aviaminareo   atrizay  ❤️Misaotra betsaka anareo Nanjifa tato aminay ❣️ Mankasitra taminy Fahatokis...
15/10/2023

Ireo colis sy retour Aviaminareo atrizay ❤️
Misaotra betsaka anareo Nanjifa tato aminay ❣️ Mankasitra taminy Fahatokisanareo anay 🙏 Oanareo any Dia aiza misalasala fa Mbola eto fona izahay Ametrahanareo Fitokosana 🥰 Bisous 😘

Merci beaucoup 😍Ireo retour aviaminareo FIANARATSO 🙏TAMATAVE 🙏AMBALAVAO 🙏 Téo Tàna  merci fa tena mamy kely ery 😍 bisous...
11/10/2023

Merci beaucoup 😍
Ireo retour aviaminareo FIANARATSO 🙏TAMATAVE 🙏AMBALAVAO 🙏 Téo Tàna merci fa tena mamy kely ery 😍 bisous 😘oanareo any rehetra alefaso n'y comande fa izahay Dia vonona ny hametraka Fitokosana oanareo 💯%

Tena WE mamy kely anie zany mahazo retour aviaminareo zany ee😘💋 Mercii bisous 😍😘 Oanareo any  Dia aiza misalasa fa  azo ...
27/08/2023

Tena WE mamy kely anie zany mahazo retour aviaminareo zany ee😘💋 Mercii bisous 😍😘 Oanareo any Dia aiza misalasa fa azo antoka 100% 👍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petite Dylana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share