Fitia shop

Fitia shop � Boutique en ligne �
� Produits de qualité à prix abordables
� Livraison rapide

12/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Anjara Fitia, Fy Créa Vita Malagasy, Honoré Sonitra Rasonitriniaina, Kanto Kelin'i Jesoa, Charmella Ramamonjisoa, Uga Hery Nantenaina

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Misou Miriann Razanadrafomba Suzanne, Annick Sarkis Xavier, Fleurie Rakotomala...
12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Misou Miriann Razanadrafomba Suzanne, Annick Sarkis Xavier, Fleurie Rakotomalala, Fahasambarana Diamondra Randria, Fiononana Andriamanampisoa, Yvette Raharisoa, Rosa Lr MD Jack, Nomentso Moniah Nantenaina, Faniri Tiana, Valisoa Edmond Jhonny, Ravaka Kanto Vola, Tsantan'ïavo Angolaina, Elia Nur, Mihary Fyh, Felana Miora Rakotondrainibe, Stephanie Gentille, Nomeniavo Andrea, Stän Ruis

✨🤎 FITIA SHOP 🤎✨Miarahaba antsika rehetra akia! 🥰🛍️Eto foana izahay hitondra entana tsara, vidiny mirary ary service am-...
12/08/2026

✨🤎 FITIA SHOP 🤎✨

Miarahaba antsika rehetra akia! 🥰🛍️
Eto foana izahay hitondra entana tsara, vidiny mirary ary service am-pitiavana. ❤️

🙏 Misaotra betsaka anareo amin’ny fahatokisana sy fanohanana hatrany.
Aza miala lavitra fa mbola maro ny zavatra tsara miandry anareo ato amin’ny Fitia Shop! 😍🔥

💬 Araho hatrany ny page ary aza adino ny mizara amin’ny namana. ❤️

🤎✨

🐻❤️ LOTS PELUCHE – ! ❤️🐻✨ Malefaka sady mahafatifaty 😍✨ Tena mety ho cadeau 🎁✨ Ho an’ny ankizy sy izay tia peluche 🥰🔥 LO...
12/08/2026

🐻❤️ LOTS PELUCHE – ! ❤️🐻

✨ Malefaka sady mahafatifaty 😍
✨ Tena mety ho cadeau 🎁
✨ Ho an’ny ankizy sy izay tia peluche 🥰

🔥 LOT 22 000 Ar 🔥
⚠️ Quantité limitée, aza tara!

📩 Alefaso MP raha haka commande.
🤎 FITIA SHOP – Shopping malin, vidiny mirary!

😂 TANTARA KELY RY NENY A…Neny: « Ry zanako, aiza ilay biscuit napetrako teo? » 🍪Zaza: « Tsy hitako neny a! » 😇Neny: « Fa...
10/08/2026

😂 TANTARA KELY RY NENY A…

Neny: « Ry zanako, aiza ilay biscuit napetrako teo? » 🍪
Zaza: « Tsy hitako neny a! » 😇
Neny: « Fa maninona ary ianao no mitsako? » 😂
Zaza: « Euh… mitsako fahanginana aho neny! 🤣🤣🤣

😂😂 Ny ankizy tena mahay mamaly an!

🌙🤎 BONNE NUIT RY NENY REHETRA!
Enga anie Andriamanitra hiambina antsika, hanome antsika fitsaharana, fahasalamana ary hery vaovao rahampitso. 🙏✨

Matory am-piadanana daholo e! 🥰🌙

10/08/2026

📢 FAMPATSIAHIVANA KELY RY NENY A 🤍

Ho an'ireo mbola tsy nandefa CONTACT sy LIEU tamin'ny commande, azafady mba alefaso haingana ireo informations ireo. 🙏

📍 CONTACT + LIEU = OBLIGATOIRE
Mba hahafahanay manomana sy mandefa tsara ny entanareo. 🛍️🤎

Misaotra betsaka amin'ny fahatakarana sy fiaraha-miasa. 🥰🙏

10/08/2026

🌸 Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra! 🤍✨
Enga anie ho feno fitahiana, fahasalamana, tanjaka ary hafaliana ny herinandro. 🙏💫

🌷✨ HERINANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA ✨🌷🙏 “Ankino amin’i Jehovah ny asanao, dia ho tanteraka ny fikasanao.” — O...
10/08/2026

🌷✨ HERINANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA ✨🌷
🙏 “Ankino amin’i Jehovah ny asanao, dia ho tanteraka ny fikasanao.” — Ohabolana 16:3 🤍

Enga anie Andriamanitra hialoha lalana antsika amin’ity herinandro vaovao ity. 🙏✨

💛 Ho ambinina amin’ny zavatra rehetra anie isika,
💪 hahazo fahasalamana sy tanjaka,
🌱 hahita vokatra amin’ny ezaka ataontsika,
🤍 ary hotahian’ny Tompo hatrany ny asantsika sy ny ankohonantsika.

🌸 Mirary herinandro feno fitahiana, fahasalamana, fahombiazana ary vaovao mahafaly ho antsika rehetra! 🥰✨
Fitia Shop 🛍️🤎
🙏🤍

💚 Mankasitraka indrindra antsika rehetra izay nanao achat androany 🥹❤️Mahafinaritra be daholo ianareo eee 😍🛍️ Misaotra i...
09/08/2026

💚 Mankasitraka indrindra antsika rehetra izay nanao achat androany 🥹❤️

Mahafinaritra be daholo ianareo eee 😍🛍️ Misaotra indrindra tamin’ny fitokisana an’i Fitia Shop 🙏💕

📦 Demain ny livraison 🚚✨
Mbola miezaka mamaly tsirairay ny MP anareo izahay fa mbola mandamina ny entanareo kely aloha ry neny a 😘🥰

Ho voavaliana daholo ny MP rehetra 💌❤️

Bisous be daholo 😘💚

✨🙏Bonne nuit ✨🌃😴😘👌

09/08/2026

Live nounours kia 😍🥰✅

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share