Tia-TaniManja

Tia-TaniManja Livraison à partir de 2000 ar.

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy🙂

🏺Ity pejy ity dia natokana hanehoana sy hivarotana ireo karazana vases pour décoration intérieure/extérieure vita amin'ny tanimanga izay vokarinay.
🏺Ankoatra ireo vokatra efa vita izay mivoaka eto amin'ny pejy dia mandray commande ihany koa izahay amin'ny endrika sy isa izay mety aminao manodidina ny décoration vita amin'ny tanimanga.
🏺Sary tena izy (pho

tos réelles) avokoa ireo mivoaka eto @ pejy ary azonao jifaina avy hatrany raha tsy misy hoe "Réservé" na "Vendu".
🏺Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay.

Address

Ambatolampy Ambohibao
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia-TaniManja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share