30/12/2025
Ireto avy ireo olona telo nahazo ny loka tao anatin iny lalao miantso namana sy be reaction iny,ankasitrahana ianareo telo ireto ,
Nekena Andriamalala
Koloina toavina
Tsiaro Rahavotriniaina
mahafinaritra ny fandraisanareo anjara ,ny loka dia azonareo recuperena ao amin ny HORIZON ITAOSY MPIVAROTRA RAVINDAMBA
Manantona mp tompoko
,0347020526,mankasitraka tompoko ❤❤❤❤