05/06/2026
📢BON PLAN📢
Gaga aho fa zavatra novidiko 60.000 ar aty azoko 15.000 Ariary tany chine.😂 Ary zavatra anah 15.000 Ar azoko 700 ar tany ihany koa.😂
Tsy hoe nakany chine ah akory fa tao amin site no nijery,
Fa raha te hanana business ianareo dia intéressant be an, na dia 20.000 Ariary dia azahoana zavatra be dia be...Mpianatra ohatra, afaka atao tsara.
Izaho tsy hitanareo ireny, mbola variana nianatra sy niantsena tao😆, dia tonga androany zao ny entako dia tena afapo aho, Entana nafaraiko tamin'ny erinandro.
Raha ho amidiko ny entana no vidiko tany an, mety ahazo tombony 100% aho. 🙂↕️
Raha mitady business ao ianao dia ataovy fa assuré, tadiavo ny vola, aza matoritory fa na dia 20.000 ariary na 30.000 ar dia afaka atomboka.
Jereo amin'ny commentaire ny fanazavana fanampiny aloha ary.🥳🥳