05/06/2026
Bonsoir daholo 🥰
Ndao tsy hosahirana intsony aloha miaraka amin'ity mini Sac à repas isotherme ity eeh🫶😅
Mba hainareo moa fa mitana hafanana izy io afaka hitondra sakafo tsara anh❤️ fa ilay izy aloha tsy hatonona vilany ilay mahalany 10kapoaka anh😅
Sangisangy ihany zany fa tena tsara kely reto io ah
na hoan'ny mpianatra na lehibe mety aminy daholo🥰🥰
Couleur: Grenat, noir et gris
Prix : 16 000ar🥰🥰 efa reo ny refiny reo anh
0347421980/0381702745