11/05/2026
Kaloo Bébé: Ny ampingan'ny zanakao amin'izao ririnina izao! 🛡️👶❄️
Noforonina manokana avy amin'ny tavin'omby natoraly, ny Kaloo Bébé dia miaro ny kely amin'ny rivotra sy ny hatsiaka. Sady manasitrana no manampy ny zaza hitombo tsara! 💪✨
🌟 100% Natoraly | 100% Vita malagasy 💬 Hanafatra ve ianao? Tongava MP!
🇲🇬