Mainty Beauty

Mainty Beauty « Be swag, be style! »✅
« Ataovy miteny ny akanjonao. »🕶️
« Trend ankehitriny eto daholo. »🥾👠👞

Ooooohhh ahoana ito manjakely ito. 😍Pointure 36 😋 30.000Ar fotsiny. ✅
16/07/2026

Ooooohhh ahoana ito manjakely ito. 😍
Pointure 36 😋 30.000Ar fotsiny. ✅

Efa hafana io andro io tompokoo oh 🍀Tafio ary jifao ny tee-shirt Mainty Beauty. 😋
15/07/2026

Efa hafana io andro io tompokoo oh 🍀
Tafio ary jifao ny tee-shirt Mainty Beauty. 😋

Efa hafana io andro io aaah 😋Izy roa ireto àry ny ataontsika 30.000Ar. Taille M daholo. ❤️
13/07/2026

Efa hafana io andro io aaah 😋
Izy roa ireto àry ny ataontsika 30.000Ar.
Taille M daholo. ❤️

Mbola tsara olo jiaby ❤️Haut mamikely 😋 15000Ar
03/07/2026

Mbola tsara olo jiaby ❤️
Haut mamikely 😋 15000Ar

Cuissardes VENDU ✅.
02/07/2026

Cuissardes VENDU ✅.

Mora be daholo ireo ❤️ fa alefaso ny mp ✅. Jupe-short cuire. 😘Tee-shirt Mainty Beauty misy model be dia be. 😋
01/07/2026

Mora be daholo ireo ❤️ fa alefaso ny mp ✅.
Jupe-short cuire. 😘
Tee-shirt Mainty Beauty misy model be dia be. 😋

🔥 NEW DROP – BADDIES COLLECTION 🔥Tsy mila miandry fotoana manokana vao mi-style. 😍✨🖤 Akanjo trendy 🤎 Kalitao tsara ✨ Sty...
28/06/2026

🔥 NEW DROP – BADDIES COLLECTION 🔥
Tsy mila miandry fotoana manokana vao mi-style. 😍✨

🖤 Akanjo trendy 🤎 Kalitao tsara ✨ Style manara-penitra 💯 Mahatonga anao hisongadina na aiza na aiza.

📌 Aza tara ooo😂

📩 Alefaso message ny pejy raha te hahafantatra ny vidiny, taille na hanafatra.

❤️ Misaotra anareo rehetra fona amin'ny fanohanana ny pejinay.

Coucou les filles ❤️Iza roa ireo no ataontsika 45000Ar 😋Asiana collant anatiny dia mafana miaraka amin’ilay jupe kely ma...
22/06/2026

Coucou les filles ❤️
Iza roa ireo no ataontsika 45000Ar 😋
Asiana collant anatiny dia mafana miaraka amin’ilay jupe kely maha manja. 😋

Aza adino ilay akanjo 26 Juin 😍Alefaso izao ilay commande ✅
17/06/2026

Aza adino ilay akanjo 26 Juin 😍

Alefaso izao ilay commande ✅

Miarahaba ooohhh. 😍Afaka manao personnalisation ihany koa toy ny an’izareo manja kely ireto. 🍀😋Misaotra anareo roa ooohh...
14/06/2026

Miarahaba ooohhh. 😍
Afaka manao personnalisation ihany koa toy ny an’izareo manja kely ireto. 🍀😋

Misaotra anareo roa ooohhh.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mainty Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share