23/05/2026
Hevitra publication Fetin’i Reny 🌸
💝 “Ho an’ilay reny tsy sasatra mikarakara sy manome fitiavana isan’andro…” 💝
🎁 Aza adino ny manolotra fanomezana kely ho an’i maman amin’izao Fetin’i Reny izao 🥰
✨ Kopy tsara tarehy sy manara-penitra, mety tsara atao cadeau ho an’ny reny malala.
☕ “Ny kafe sotroiny isan’andro dia mbola mamy kokoa rehefa avy amin’ny zanany.” ❤️
📌 Vidiny mirary
📌 Tsara kalitao
📌 Mety atao cadeau surprise 🎀
📞 Contact : 033 68 212 05