Lac des KDO

Lac des KDO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lac des KDO, Gift Shop, Antananarivo, .

Ireo efa vonona ireo ny sombin-tsombiny amin'ny KDO ho azonareo amin'ny Saint-Valentin fa miandry fotoana sisa 😍 _______...
09/02/2024

Ireo efa vonona ireo ny sombin-tsombiny amin'ny KDO ho azonareo amin'ny Saint-Valentin fa miandry fotoana sisa 😍
________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay 🙏🏻❣

Nb : Mbola mandray commande hatramin'ny 12 février fa araraoty ☺

MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA☺

Kely sisa kely sisaaa dia ho avy ilay fetin-tsika ry Mpifankatia an😍.Tenaaaa maro karazany amin'ny zakan-tsika rehetra n...
03/02/2024

Kely sisa kely sisaaa dia ho avy ilay fetin-tsika ry Mpifankatia an😍.

Tenaaaa maro karazany amin'ny zakan-tsika rehetra ny KDO ato amin'ny Lac des KDO fa safidio izay tiana dia hanontanio raha liana😁.

Nb :
- Mandefa any amin'ny faritra hatrany
- 12 Février izahay no mandray commande farany
🛑 Vonjivonjeo fa voafetra dia voafetra ny livraison raha ilaina ny 14 février mihitsy ilay Kdo ooh.

Tsara mihitsy raha miomana mialoha an😍Izao ianareo dia efa omenay sopapa kdo sahady😍____________________________________...
27/01/2024

Tsara mihitsy raha miomana mialoha an😍
Izao ianareo dia efa omenay sopapa kdo sahady😍

_______________________________________
Misaotra foana mahatoky anay❤
Lac des KDO

́eCadeau

25/01/2024

" TAIRO AH! "
Izay no anaran'ity vokatra vaovao kelin-tsika ity😍.
Ho avy izao ny Saint Valentin an, ataovy midoboka kely amin'ny alalan'ity Surprise miavaka kely ity ny fon'ilay olona tianao be iny😍

Bouquet mamy be makany amin'i Mademoiselle Sariaka any Tanjombato any fa aza mivoaka ny trano aloha an😁🥰________________...
26/12/2023

Bouquet mamy be makany amin'i Mademoiselle Sariaka any Tanjombato any fa aza mivoaka ny trano aloha an😁🥰

__________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay ❤🙏🏻
Lac des KDO

Ela ela tsy hita fa ho avy amin'izay izahay 😍Ireto aloha ary misy 𝑰𝒅𝒆́𝒆 𝑲𝑫𝑶 maromaro amin'izao hankatoky ny fety izao 😍A...
18/12/2023

Ela ela tsy hita fa ho avy amin'izay izahay 😍

Ireto aloha ary misy 𝑰𝒅𝒆́𝒆 𝑲𝑫𝑶 maromaro amin'izao hankatoky ny fety izao 😍
Anniversaire an'iza ilay efa ato ho ato iny ?

Tsy voatery anniversaire fa ho anao ilay mba te hanome mamimamy ny fiainany iny fotsiny dia avia fa omenay sopapa maro be ianao 😍

N.B = Somary limitée ny livraison amin'ny 24 Décembre ka manasa anareo sahady hanao commande alohaloha ☺
Mankasitraka ❤

04/11/2023

Tsy aleo mba ity Kdo masosotra kely ity no omena azy dia efa samy ça va? 😁
Mba surprise kely miaraka amin'izay carte de voeux tianao omena azy😍

________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay❤🙏🏻
N.B :
- Commandez 3j avant le Jour-J
- Livraison sur Tana et en province
Lac des KDO

Dia aiza daholo ilay olona tsy mahazo aina mihitsy raha tsy mihinana chocolat kely foana? 😁 Iray volana aloha tonga dia ...
18/10/2023

Dia aiza daholo ilay olona tsy mahazo aina mihitsy raha tsy mihinana chocolat kely foana? 😁 Iray volana aloha tonga dia tsy mitady intsony fa mandany an'ity 😂😍
__________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay ❤🙏🏻
Lac des KDO

Aza miandry fotoana manokana izany mihitsy hoa rehefa mba te hampifalifaly ny fon'ny rafotsy na i ramose fa ataovy amin'...
17/10/2023

Aza miandry fotoana manokana izany mihitsy hoa rehefa mba te hampifalifaly ny fon'ny rafotsy na i ramose fa ataovy amin'ilay tampotampoka tsy ampoizina iny dia amin'izay mandona tsara 😁😍
__________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay 🙏🏻❤
Lac des KDO

Araka ny fangatahanareo dia tohizan-tsika hatramin’ny faran’ny volana ilay promotion amin’ity bouquet ity😍 38.000Ar au l...
16/10/2023

Araka ny fangatahanareo dia tohizan-tsika hatramin’ny faran’ny volana ilay promotion amin’ity bouquet ity😍
38.000Ar au lieu de 58.000Ar hatrany!

Tolory fitiavana mamy kely amin’ny alalan’ity bouquet ity aloha ilay olona tianao be iny 😍
_______________________________________
Misaotra foana mahatoky anay 🙏❤️
N.B : 3 jours mialoha hatrany no manao commande 🙏☺️
Lac des KDO

Asian-tsika promotion kely ity bouquet ity satria ilay olona hahazo azy maimaim-poana efa hosarihana rahampitso. 😍 Mba s...
07/10/2023

Asian-tsika promotion kely ity bouquet ity satria ilay olona hahazo azy maimaim-poana efa hosarihana rahampitso. 😍 Mba samy mahazo daholo na ny tsy nandray anjara ary e 😍
* Ataon-tsika 38.000Ar au lieu de 58.000Ar 😍
* Raha any amin'ny faritra dia 40.000Ar satria 2.000Ar ny colisage an'ilay izy.
📍Rose en satin dia tsy simba mihitsy 📍
📍 3 andro mialoha no manao commande
N.B : rahampitso atoandro ny fisarihana ilay JEU ahazoana an'ito bouquet ito, mbola afaka milalao faram-parany. 🥰
Lac des KDO

Mba te hanolotra KDO ho an'ny tenany fotsiny indray ny Mademoiselle kely tompon'ity fa tsy  ary mba misy nanome fanomeza...
02/10/2023

Mba te hanolotra KDO ho an'ny tenany fotsiny indray ny Mademoiselle kely tompon'ity fa tsy ary mba misy nanome fanomezana azy izany hono hatramin'izay hihi😍
________________________________________
Misaotra foana mahatoky anay 🙏🏻❤
Lac des KDO

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lac des KDO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share