KalaKely Shopping

KalaKely Shopping 📌Vente en ligne
📌 Mandray contrat live

😍 DESTOCKAGE GROS PULL 😍🔥 Tout à 6000🔥🔥Maka 3 = 15000ar🔥Efa amin'ny sary tsirairay ny taille 🥰Mp confirmation+ contact e...
12/05/2026

😍 DESTOCKAGE GROS PULL 😍
🔥 Tout à 6000🔥
🔥Maka 3 = 15000ar🔥

Efa amin'ny sary tsirairay ny taille 🥰
Mp confirmation+ contact et lieu

MANAO LIVRAISON @ FARITRA REHETRA❤️
Récupération possible 🥰

✅Ensemble disponible en taille SML✅PRIX 12000AR✅MP confirmation CONTACT+LIEU DE LIVRAISON Mandefa amin'ny faritra rehetr...
01/05/2026

✅Ensemble disponible en taille SML
✅PRIX 12000AR
✅MP confirmation CONTACT+LIEU DE LIVRAISON
Mandefa amin'ny faritra rehetra🚐

16/04/2026

Zao akih ny amanjany😍🤤Tena troppp😍
⛔TSY MISY DÉTAILS AVANT LIVE ⛔

Nareo kosa aki a🤭😂
16/04/2026

Nareo kosa aki a🤭😂

Tsiktsiky vao maraina aloha anombohana ity erin'andro vaovao be ity🫣😂
13/04/2026

Tsiktsiky vao maraina aloha anombohana ity erin'andro vaovao be ity🫣😂

Le prix anontaniany : efa ao anaty capture nalefany 🤧😭
Lasa mo izy… polie tsara 🥹
Tsisy fisaorana tompoko 😭😭

Vita soa ny fety🥰Nareo taiza no nandeha omaly? 😍Manahoan ny avizanana ao? 😁Ny anay na reraka aza tsy maintsy miasa eee! ...
07/04/2026

Vita soa ny fety🥰
Nareo taiza no nandeha omaly? 😍
Manahoan ny avizanana ao? 😁
Ny anay na reraka aza tsy maintsy miasa eee!

Fa zao aloha, ho avy ny arrivage fa aza miala lavitra 😉
Tsara oa ny sakafo gasy 😋

👗 ROBE PAKA 😍  LIVE PRIX MORABE😍⏰ANDROANY À 18H NY FOTOANATSIKA⏰🔥Meilleurs partage amin'ny live 5000ar✅
01/04/2026

👗 ROBE PAKA 😍 LIVE PRIX MORABE😍
⏰ANDROANY À 18H NY FOTOANATSIKA⏰

🔥Meilleurs partage amin'ny live 5000ar✅


⏰LIVE Pull femme à 18h 🔥 TOUT À 4000AR prix cadeau be🔥✅Misy mivaky,tsy mivaky,cardigan,tunique, t-shirt en maille(Taille...
31/03/2026

⏰LIVE Pull femme à 18h
🔥 TOUT À 4000AR prix cadeau be🔥
✅Misy mivaky,tsy mivaky,cardigan,tunique, t-shirt en maille(Taille s à xl)

💵Meilleur partage 5000ar

31/03/2026

⏰Live dans 30 min⏰
Meilleur partage 5000ar
Pull femme tout à 4000ar

Jp crédit avant arrivage sady efa hanomboka live ato amin'izay isika🥰(ho an'olona 5 afaka misafidy opérateur)Conditions ...
30/03/2026

Jp crédit avant arrivage sady efa hanomboka live ato amin'izay isika🥰
(ho an'olona 5 afaka misafidy opérateur)

Conditions tsy miova:
1️⃣Tsy maintsy abonné amin'ny page
2️⃣Sorato hoe JP crédit ao @ commentaires
3️⃣ invitéo ny namana hi-abonnez ny page sy handray anjara amin'ny lalao.
4️⃣Partageo ao @ mur (atao mode public) ity publication ity

🔥Izay commentaire 5 be réaction sady mahafeno ny fepetra no mahazo🔥

Alarobia ny valin'ny lalao🥳

30/03/2026

❤️❤️❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KalaKely Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share