Alaiko.

Alaiko. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alaiko., Retail Company, Majunga, Antananarivo.

Biscuit crème matsiro be 50g ,misy 6  parfum be izao : Ananas - Fraise - Vanille - Chocolat - Mangue - Orange .5.000Ar n...
10/03/2026

Biscuit crème matsiro be 50g ,misy 6 parfum be izao : Ananas - Fraise - Vanille - Chocolat - Mangue - Orange .
5.000Ar ny paquet , misy carton koa (10pcs* 10pqt)

Place : Ambohimandamina SOTEMA MAJUNGA

  ô! 🙂 Dispo daholo ireto produits   ireto ato amintsika. Azo atao sakafo maraina sy atoandro, na hariva koa ary. 👉🏾Lait...
10/03/2026

ô! 🙂 Dispo daholo ireto produits ireto ato amintsika. Azo atao sakafo maraina sy atoandro, na hariva koa ary.
👉🏾Lait en poudre Bonjour 6g sy 15g
👉🏾 Spaghetti Bonjour coloré
👉🏾Tomate en boite Bonjour
👉🏾 Spaghetti Bonjour tsotra
👉🏾Maïs doux Bonjour

Place : Ambohimandamina

Atomboy amin'ny   ny herinandro milay be ty.   10.500AR ny boîte de 30 pièces. Miendrika atody ny paoziny dia misy biscu...
09/03/2026

Atomboy amin'ny ny herinandro milay be ty. 10.500AR ny boîte de 30 pièces. Miendrika atody ny paoziny dia misy biscuit sy chocolat ary kilalao surprise ao anatiny. Faly ery ny ankizy mahazo azy .
Misy atsinjarany koa an

Place : Ambohimandamina SOTEMA MAJUNGA

47.000Ar ny carton      500g ato amintsika. 2.400ar ny antsijarany. Mety hanaovana lasopy, misao tsara mihitsy sady tena...
08/03/2026

47.000Ar ny carton 500g ato amintsika. 2.400ar ny antsijarany. Mety hanaovana lasopy, misao tsara mihitsy sady tena matsiro. Tongava manjifa daholo. Kalitap top 🙂
Place : Ambohimandamina MAJUNGA

Arahabaina daholo. Fenoy hamamiana ity tontolo andro 8 Martsa ity miaraka amin'ny bonbon   . Mety zaraina tsara hoan'olo...
08/03/2026

Arahabaina daholo. Fenoy hamamiana ity tontolo andro 8 Martsa ity miaraka amin'ny bonbon . Mety zaraina tsara hoan'olona maro. Misy en boîte 150 pièces parfum fraise sy tamarin dia misy en sachet parfum assortis 50 pièces koa.
Prix : boîte : 9.500Ar ; Sachet : 3.500Ar

Place : Ambohimandamina

Dispo     ireto . Motif joeur football. Ngeza tsara ny habeny. 15 pièces ny paquet iray 3.500ar.Maka maro 3.000Ar. Misy ...
07/03/2026

Dispo ireto . Motif joeur football. Ngeza tsara ny habeny. 15 pièces ny paquet iray 3.500ar.
Maka maro 3.000Ar. Misy en carton koa hoan'izay mitady.
Place : Ambohimandamina Mahajanga

Ity ndray arrivage ny    antsika am'ilay hifandrobahana... CHOCOLAT sy NOISETTE ny parfum dispo amin'ireto   tsika ireto...
06/03/2026

Ity ndray arrivage ny antsika am'ilay hifandrobahana... CHOCOLAT sy NOISETTE ny parfum dispo amin'ireto tsika ireto.
Izay tonga aloha ihany no mahazo ee

Place : AMBOHIMANDAMINA SOTEMA MAJUNGA

4*4 KREM dispo amin'ny vidiny 1.800Ar . Misy daholo hanitra 03 ireo : BANANE - CHOCO MIAM - CITRON.Tongava mividy goûter...
06/03/2026

4*4 KREM dispo amin'ny vidiny 1.800Ar . Misy daholo hanitra 03 ireo : BANANE - CHOCO MIAM - CITRON.

Tongava mividy goûter e

Ity ilay bonbon malaza be iny.Mihinana iray dia te hihinana tsy hankijanona. 😁     malefaka sady matsiro be...mampite hi...
05/03/2026

Ity ilay bonbon malaza be iny.Mihinana iray dia te hihinana tsy hankijanona. 😁
malefaka sady matsiro be...mampite hihinana foana .
3.500ar ny 1 sachet io. 😍 Tongava manjifa eee

Toerana : Ambohimandamina SOTEMA MAJUNGA

Bonsoir. Ity ary RECETTE YAOURT FAIT MAISON vita avy  spécial tsika. Maromaro nareo no nangataka azy. 🙂👉🏾Zavatra ilaina ...
27/02/2026

Bonsoir. Ity ary RECETTE YAOURT FAIT MAISON vita avy spécial tsika. Maromaro nareo no nangataka azy. 🙂

👉🏾Zavatra ilaina :
➡️Vovondronono 250g
➡️Siramamy 250g
➡️Rano mangotraka 2L
➡️Yaourt efa vita (ferment)
➡️Verre à jeter na bocal

👉🏾Fanaovana azy :
Arotsaka ao anaty rano mangotraka be ilay vovondronono novidiana tato Alaiko. , karohana tsara mba hitambatra sy tsy hisy hivaingana . Ampiana siramamy.
Andrasana matimaty kely fotsiny ny hafanana ronono (raha zakan'ny ratsa-tanana mandritra ny 10s dia atonony izy zay) , ary arotsaka ilay ferment (yaourt efa vita).
Vita izay dia zaraina araraka anaty pot na verre à jeter na bocal izay tinao asiana azy izy rehetra .
Fonosana anaty lamba mafana daholo dia avela hijanona ao mandritry ny ora maromaro. Jerena ka rehefa mandry dia ampidirina anaty frigo am'izay ny yaourt tsika. Rehefa mangatsiakatsiaka dia azo aroso.

Mandry be/marihitra tsara yaourt tsika amin'io fatra voalaza io.

Soraty "MERCI " fotsiny ao ,

mazotoa daholo manandrana dia tongava manjifa vovondronono spécial yaourt tsika ety Ambohimandamina SOTEMA MAJUNGA ô!

Mahafatifaty kely ireto   hoan'ny ankizy ireto. Misy sarisary dessin animé isan-karazany am'ilay mampazoto mianatra mihi...
25/02/2026

Mahafatifaty kely ireto hoan'ny ankizy ireto. Misy sarisary dessin animé isan-karazany am'ilay mampazoto mianatra mihitsy. 8.500Ar ny paquet (20 pièces isany cahier ) . Mandalova fa arrivage vao mafana ity cahier Akanga ity. 🙂

Place : Ambohimandamina SOTEMA MAJUNGA

Coucou eee..  : Misy daholo biscuit kely ireto am'izao an. Mety foana na mbola hivarotra na tonga dia hanao goûter. Prix...
23/02/2026

Coucou eee.. : Misy daholo biscuit kely ireto am'izao an. Mety foana na mbola hivarotra na tonga dia hanao goûter. Prix isaky ny sary.
👉🏾dia tongava mizaha fa mora lany ny safidy 🙂
👉🏾Ety AMBOHIMANDAMINA SOTEMA MAJUNGA no ahitana azy

Address

Majunga
Antananarivo
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alaiko. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category