FimpidesoA

FimpidesoA Miara-mientana ao anatin'ny fifanajana hoan'ny tombotsoa iombonana

Mila tonga daholo ny mpiambina fa mamay be ny toe-draharaha eto @ firenena, atahorana ny mpandroba sy mpandoro tsena(tsy...
29/09/2025

Mila tonga daholo ny mpiambina fa mamay be ny toe-draharaha eto @ firenena, atahorana ny mpandroba sy mpandoro tsena
(tsy azo sary ny sasany fa miandry Vavahady any ambony)

17/07/2023
FANDALOVAN'NY BEN'NY TANANA TETO AMIN'NY TSENA SOAMANATOMBO ny 12/04/23FANGATAHANA NATAON'NY MPIVAROTRA: : nomena hoan'n...
13/04/2023

FANDALOVAN'NY BEN'NY TANANA TETO AMIN'NY TSENA SOAMANATOMBO ny 12/04/23
FANGATAHANA NATAON'NY MPIVAROTRA:
: nomena hoan'ny tsena ny ilany havanana raha miditra ny tsena izany hoe akaikin'ny kafe sy m**o
ny compteur jiro fa tsy maharaka
rano isaky ny hotely
ny tafo fa tsy maharaka ny goutière fa lasa mihoatra rehefa avy be ny orana ka mitete anaty tsena
ny aminy rano ao amin'ny firaisana izay mivoaka mankaty anaty tsena.

👏👏Mankasitraka ny Ben'ny tanana tamin'ny fandalovana nijery ifotony sy ny famaliana ireo fangatahana

06/04/2022
Fizarana zava-pisotro manala heteheta sy vatomamy ho an'ny mpikambana tao arian'ny lanonana.
25/03/2022

Fizarana zava-pisotro manala heteheta sy vatomamy ho an'ny mpikambana tao arian'ny lanonana.

Fisaorana feno hoan'ny lehiben'ny fikambanana FIMPIDESOA
25/03/2022

Fisaorana feno hoan'ny lehiben'ny fikambanana FIMPIDESOA

Mankasitraka ireo izay tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny lanonana fampahafantarana ny fijoroan'ny FIMPIDESOA, isa...
25/03/2022

Mankasitraka ireo izay tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny lanonana fampahafantarana ny fijoroan'ny FIMPIDESOA, isaorana tahaka izany ihany koa ireo mpinkambana mavitrika.

zareo Teknisiana tamin'ny fanamboarana ny vavahady DON DE FI.MPI.DE.SOA
23/11/2021

zareo Teknisiana tamin'ny fanamboarana ny vavahady DON DE FI.MPI.DE.SOA

19/11/2021

❤️Fi.MPI.DE.SOA.
Tena tiako tokoa 😍👍💐🌼💮

FIkambanan'ny MPivarotra sy ny DElégué eto amin'ny tsena SOAmanatombo
12/11/2021

FIkambanan'ny MPivarotra sy ny DElégué eto amin'ny tsena SOAmanatombo

Address

Tsena Soamanatombo Anosy
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261327309852

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FimpidesoA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share