Zay Shop

Zay Shop ✨✨Ny Mora indrindra ho Anao✨✨

🛍️📢Varotra isan_karazany✨💖
Ahitanao entana maro isan_karazany na en gros na détail 🥰

01/07/2026

Mbola ato daholo ve ny mpanaraka anay ô??

26/06/2026

🎉🥰Arahabaina tratry ny asaramanitra ô🇲🇬🎊
🇲🇬🎇🎆🇲🇬

19/06/2026

Reto lay tee shirt Ann🥰🥰
retour ny kalitao ny zavatra Vita 🥰

Zay Shop



18/06/2026

Zao vao tafaverina fa nisy nigafy ny admin 🥺
misaotra anareo nahatoky hatrany 🥰🙏ilay tonga de niantso rehefa tsy hita tato ah🥺

15/06/2026

Rariva hoavy ny sarin' tee shirt efa nisy nanao commande tato 🥰
aza miala alavitra an✨❤️
Bonne journée 😘

📢 ZAY SHOP🇲🇬Promotion 26 Juin🇲🇬Izahay dia miaraka miasa amin'ny atelier mahay eto Antananarivo 🥰👕 Afaka manao commande t...
10/06/2026

📢 ZAY SHOP
🇲🇬Promotion 26 Juin🇲🇬
Izahay dia miaraka miasa amin'ny atelier mahay eto Antananarivo 🥰

👕 Afaka manao commande tee-shirt vierge ianao

✅ Toutes couleurs disponibles
✅ Afaka asiana soratra, logo na sary izay tianao
✅ Tsara kalitao sy mampahazo aina
✅ Ho an'ny olon-tsotra, association, entreprise, école, sns.
✅ Lamba Vrai Coton
✅ Disponible en toute taille
✅ Qualité tena Top 👌🏻

💰 Prix tee-shirt vierge : 15 000 Ar
Manome prix de gros ihany koa ann🥰

📩 Mandefasa hafatra raha mila fanazavana na hanao commande.

ZAY SHOP – Ataovy miavaka amin'ny endrikao ny tee-shirt-nao! ✨💖

☎️ 0389478956
☎️ 0337957395
Venez nombreux 💌







☕️ Arrivage GOURDE THERMIQUE 316. 1L –🌧️❄️ Mangatsiaka ve ny andro? Te hisotro mafana foana ve ianao na aiza na aiza? ☕🥰...
08/06/2026

☕️ Arrivage GOURDE THERMIQUE 316. 1L –

🌧️❄️ Mangatsiaka ve ny andro? Te hisotro mafana foana ve ianao na aiza na aiza? ☕🥰

Ny Gourde Thermique 316 no vahaolana!

🔥 Mitazona hafanana mandritra ny ora maro
💧 Tsy mitete na dia entina anaty sac aza
💪 Vita amin'ny acier inoxydable 316 tena mateza sy tsara kalitao
🎒 Mora entina any am-piasana, any am-pianarana na voyage

Sotroinao mafana foana ny kafe, dite na rano mafana tianao, na dia mangatsiaka be aza ny andro. ☕❤️

✨ Endrika kanto sy maoderina
🎨 Loko maro azo isafidianana
🎁 Mety tsara atao fanomezana

⚠️ Aza miandry ho lany ny stock annn!

📩 Mandefasa hafatra dieny izao raha te hanafatra.

Gourde Thermique 316 — Kalitao tsara, mateza ary tsy mandiso fanantenana! 🥰💯

👉🏻👉🏻👉🏻Prix : 25.000 ar👈🏻👈🏻👈🏻
Livraison partout 🛍️🛵

☎️: 0389478956
☎️: 0337957395

🔥☕️❄️
🥰✨

Mbola misy fona ô🥰
07/06/2026

Mbola misy fona ô🥰

Salama daholo 🥰

Atombotsika amin’ny Bouilloire électrique aloha an ☕✨
Efa miha mangatsiaka ny andro ka ilaina be ny fisotroana rano mafana azo antoka 😍

✔️ Mora ampiasaina
✔️ Manafana rano haingana
✔️ Tsara ho an’ny café, thé, na ronono maraina ☕
✔️ bouton automatique

💥 Prix vao manomboka io annn💥

Aza tara ary fa mety vitsivitsy ny stock ann🛍️
📩 Inbox raha mila fanazavana na commande

☎️ : 0389478956
☎️: 0337957395





Bonjour 🥰✨🍱 Nouveau Lunch Box Isotherme 🍱✨👉🏻Mora entina🤍👉🏻Madio 🤍👉🏻Tsara kalitao 🤍Mitazona hafanana sy hatsiaka ela koko...
28/05/2026

Bonjour 🥰
✨🍱 Nouveau Lunch Box Isotherme 🍱✨

👉🏻Mora entina🤍
👉🏻Madio 🤍
👉🏻Tsara kalitao 🤍
Mitazona hafanana sy hatsiaka ela kokoa 🔥❄️

✔️ Avec cuillère sy fourchette
✔️ Design élégant sy moderne
✔️ Tena pratique ho an’ny école, bureau na déplacement
👉🏻 Tena ilaina amin'izao ririnina efa ho avy Izao ann🥰🥰🥰🥰

💥 Disponible dès maintenant

📩 Inbox ho an’ny commande
🌸 Tsotra nefa classe be ❤️🌸




Address

En Ligne
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zay Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share