26/05/2026
Iza Ilay olona iray tena tsy nafoy anao mitsy
Fa teo akaikinao fona na mamy na mangidy
Raha tena tsapanao izany izany❤️
Ndao atolory cadeau 🎁 mamy be izy fetiny izao
Cadeaux miavaka fête de Mère 🥰❤️