Mahas'oa

Mahas'oa STA mandray anao tompoko 🥰 Raha manana olana amin'ny nify ( ati_ Vava) aza misalasala tompoko.
(1)

Denti-coco :
✅manala tâches, tarte, carie , ni****ne ,
✅Mampijanona fanaintainana anatin'ny fotoana fohy
✅Manala fofom_bava
Manao livraision

Mialatsiny indrindra aminareo @ ity herin'andro ity fa Mbola misy fandaminana kely de Mba miantso   . Fa indraindray man...
12/06/2026

Mialatsiny indrindra aminareo @ ity herin'andro ity fa Mbola misy fandaminana kely de
Mba miantso . Fa indraindray manko tsy voavaly message nareo

Tsisy magneky tara zegn io 🙂 Samy mafoaka 🤣
10/06/2026

Tsisy magneky tara zegn io 🙂
Samy mafoaka 🤣

Aiza Nareo !
10/06/2026

Aiza Nareo !

09/06/2026

Bon8 daholo 😘

08/06/2026

Refa le rafozana tsy manaiky nefa le zanany tsy mandà😌

08/06/2026

EH ! Manana olana mahakasika ny nify vé ianao !?
Vakio sy Jero

🦷Marary nify ve ianao nefa matahotra hanala nify ?🦷

Ity misy vahaolana haingam-piasa sady efficace be ho anao

_✅ Fanafody nify 💯 naturel
_✅Mora ampiasaina
_✅Mamono ny biby kely mihinana ny nify
_✅tsy mampihitatra intsony ny nify loaka
_✅Mapijanona fanaintainana ao anatin'ny 1min
Mety apiasainy olona rehatra na:
zazakely,na bevoka ,na mapinono , na lahy na vavy

Manadio nify be ihany ko izy a!
✅Manala mainty mainty
✅Na mavomavo
✅Na Zay tâche tsy mahatonga ny nifinao ho fotsy

Tsisy effet secondaire.
Aza misalasala miantso raha mahalina anao
na mandefasa mp
_Manao livraison na eto Tana na any amin'ny faritra lavitra
Prix mora be, zakan'ny rehetra. Tsy hanenenanao.
0387678406

08/06/2026

Bonne journée daholo oo 😘

06/06/2026

Nareo koa vé 🥺🤣

05/06/2026

🥥🦷Manana olana ve ianao mahakasika ny nify 🥥🦷
toy ny hoe :
*Nify marary
*Nify misy tâche tsy mety miala (mainty2)
*Nify mavo foana na brosina matetika aza
*Nify gôka marary
*oli-manara mihinana ny nify ny ankizy na ny olon-dehibe ...

Ity ny vahaolana ho anao ,
manasitrana areti-nify ao anatin'ny 1mn
🦷Manala ny tâche rehetra amin'ny nify
🦷Mamono ny oli-manara amin'ny nify
🦷Tsy mapihitatra intsony ny nify loka
🦷Manala fofona ao am-bava

Mp Ary fa tsotra ny fanafody ny nify marary
sady mora sitrànina

Vokatra vita malagasy 100%💯
en poudre fa tsy comprimés 🥥🥥
Manao livraison / province
Midira mp àry.

Na antsoy ny 0387678406

04/06/2026

Address

Tananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahas'oa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share