Le Petit Délice by Sandrah

Le Petit Délice       by Sandrah 🍩🍩 Une douceur à chaque bouchée🍮🍮

Fete des meres approche!!!Aza adino fa ny fetin'ny reny dia tena mamy rehefa apiarahinao @ mofomamyKa anisan'ny mofomamy...
26/05/2026

Fete des meres approche!!!
Aza adino fa ny fetin'ny reny dia tena mamy rehefa apiarahinao @ mofomamy
Ka anisan'ny mofomamy atolotray ho anao ireto manaraka ireto

Ny tsiro miavaka
Ny endrika kanto
Ny vidiny mirary

Mp ary raha mila ny adinindininh ianao

🚓🎂 Gateau Pat’Patrouille mahafatifaty ho an’ny ankizy! 🐶✨Ataovy miavaka ny anniversaire miaraka amin’ity gâteau déco Pat...
15/05/2026

🚓🎂 Gateau Pat’Patrouille mahafatifaty ho an’ny ankizy! 🐶✨
Ataovy miavaka ny anniversaire miaraka amin’ity gâteau déco Patrouille ity 💙❤️
Misy ireo personnages tian’ny ankizy indrindra, sady tsara tarehy no matsiro 😋
🎉 Parfait ho an’ny anniversaire zazalahy sy zazavavy
🎂 Gâteau personnalisé araka ny loko sy taille tianao
📍Commande ouverte dès maintenant
“Parce qu’aucune fête n’est trop grande avec la Pat’Patrouille !” 🐾

Fa tsy voatery hoe tsy maintsy gateau koa anie ilay atao amin'ny anniversaire an'ny ankizy ehh 🎂🎂🎂Ny azy ireto izao dia ...
06/05/2026

Fa tsy voatery hoe tsy maintsy gateau koa anie ilay atao amin'ny anniversaire an'ny ankizy ehh 🎂🎂🎂
Ny azy ireto izao dia cup cake no safidiny🍮🍮🍮

Raha tianao dia midira mp mba ahafahanao mahafantatra ny momba ilay cup caje misimisy kokoa


🍓 Envie de douceur ? 🍓Avelao ny Le Petit Délice Pâtisserie hanampy mamy ny andronao 💕✨ Une douceur à chaque bouchée ✨🎂 G...
28/04/2026

🍓 Envie de douceur ? 🍓

Avelao ny Le Petit Délice Pâtisserie hanampy mamy ny andronao 💕

✨ Une douceur à chaque bouchée ✨

🎂 Gâteaux tsara tarehy sy matsiro
🧁 Aza adino fa manao gateau mariage ihany koa izahay ah
🍰 @ vidiny mirary
💖 Vita amin’ny fitiavana sy kalitao tsara
📩 Commande en message privé
📍 Antananarivo Tsiadana
👉 Andramo dia ho hitanao fa ho hafampo ianao

🎉 OUVERTURE OFFICIELLE 🎉🍰 Tongasoa eto amin’ny Le Petit Délice Pâtisserie 🍰       ✨ Une douceur à chaque bouchée ✨Eto no...
27/04/2026

🎉 OUVERTURE OFFICIELLE 🎉

🍰 Tongasoa eto amin’ny Le Petit Délice Pâtisserie 🍰

✨ Une douceur à chaque bouchée ✨

Eto no ahitanao gâteau atao ampitiavana sy voakaly 💕
✔️ Tsiro mamy tsy hay hadinoina
✔️ Kalitao sy fahadiovana
✔️ Commande sur mesure araka izay ilainao

🎂 Anniversaire | Mariage | Baptême | na fety rehetra
📩 Afaka mandefa message privé ianao raha hanao commande
📍 Antananarivo Tsiadana
💖 Le Petit Délice – Ny mamy kely, fahasambarana lehibe
👉 Araho ny page ary zarao amin’ny namanao 😉

16/03/2026

Je fête mes 5 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

11/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hanitriniony Lalaina Nirintsoa, Boto Mainty Tsimidary, Femmes Entrepreneurs, Krishiia Rann

05/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tahiana Razafimandimby, Rica Randriam, Fanantenana Aimee, Acces Alasolution, Sandrine Rkt

Address

Antananarivo

Telephone

+261348565033

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Petit Délice by Sandrah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share