10/08/2026
๐๐ญ๐๐๐ค ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ก๐๐ง๐ ๐
Tsy nampiasa hena mihitsy teto an ๐
Fa tena matsiro!
Afaka atao amin'ny :
๐ฅช Sandwich
๐ Burger
๐ช Na amidy aminโny gargotte sy snack
Ny ahy aloha nataoko laoka dia tena nety be ๐
Andao hiara hianatra karazana sakafo mora atao ato aminayโจ
Satria tsy voatery handany vola be vao afaka manao sakafo matsiro aniee๐
Mp oh ๐ฅฐ