Bazarder

Bazarder 𝓜𝓲𝓷𝓸 𝓭𝓲𝓪 𝓶𝓪𝓱𝓪𝓽𝓪𝓷𝓽𝓮𝓻𝓪𝓴𝓪.

👋 19.000 Ar fotsiny izy 2.Ndao ary ao amin'ny mp.
04/06/2025

👋 19.000 Ar fotsiny izy 2.
Ndao ary ao amin'ny mp.

15.000 Ar! Fripe! État Neuf !
13/04/2025

15.000 Ar!
Fripe!
État Neuf !

Miarahaba ny rehetra eee.Robe-pull maxi, manche longues, col montant, près du corps noir stylé abaya blanc. Marque Zara ...
08/07/2024

Miarahaba ny rehetra eee.
Robe-pull maxi, manche longues, col montant, près du corps noir stylé abaya blanc.
Marque Zara taille S-M , soa be!!

Vidiny: 40.000 Ar.

🌹Miarahaba antsika rehetra.Misy ity crème mains 🤲 Ysiance ity sao mahaliana. 🤲À l'huile de jojoba et au beurre de karité...
10/06/2024

🌹Miarahaba antsika rehetra.
Misy ity crème mains 🤲 Ysiance ity sao mahaliana.
🤲À l'huile de jojoba et au beurre de karité, mety tsara amin'ny hoditra maimaina ka veloma ry tànana makina! Arahabaina ry mandimandina.

🤲 Délicat ery ny fofony ka raha mety amintsika dia midira mp amin'izay mety ifanarahana.
🤲 8.900 Ar ny vidiny. 🙂
Aoka aloha: authentique izy io an!

18/07/2023

Quant on se perd soi-même, on perd tous en même temps.
M. S.

Mangatsiaka ny andro! Bottine Tapadas/Pointure 39/Enchère à 10.000 Ar (Loza)/
03/06/2023

Mangatsiaka ny andro!
Bottine Tapadas/
Pointure 39/
Enchère à 10.000 Ar (Loza)/

Miarahaba Alatsinainy.Mise à jour tsotsotra indray rehefa misy ny tsy disponible intsony. Tsy ho reraka mihintsy moa sat...
22/05/2023

Miarahaba Alatsinainy.
Mise à jour tsotsotra indray rehefa misy ny tsy disponible intsony.
Tsy ho reraka mihintsy moa satria mbola tsy hitan'ilay tia azy ireto articles à échanger ou à vendre ireto 🙂
🌰 Après-shampoing vaovao 200 ml 9.000Ar. (Chez Magasin U)
🎧 Casque Bluetooth 5.0 TWS-4 : 18.000 Ar.
👕 Body Suit et Jean BF : 15.000 Ar

Mandroso hafatra miafina avy hatrany, ary aza hadino ny manaraka ny pejy 🙏
Soava tontolo andro.

🔌Kiala NIKE FLIGHT CLASSIC, P39,  dia nampidinina ho 80.000 Ar, na échanger contre basket trotting mitovy kalitao aminy....
17/05/2023

🔌Kiala NIKE FLIGHT CLASSIC, P39, dia nampidinina ho 80.000 Ar, na échanger contre basket trotting mitovy kalitao aminy. Authentique, photo réel !

Miarahaba Alarobia.Mise à jour tsotsotra indray. Tsy ho reraka mihintsy moa satria mbola tsy hitan'ilay tia azy ireto ar...
10/05/2023

Miarahaba Alarobia.
Mise à jour tsotsotra indray.
Tsy ho reraka mihintsy moa satria mbola tsy hitan'ilay tia azy ireto articles à échanger ou à vendre ireto 🙂
🌰 Après-shampoing vaovao 200 ml 9.000Ar. (Chez Magasin U)
🎧 Casque Bluetooth 5.0 TWS-4 : 18.000 Ar.
👟 Nike Flight Classic P39 : 90.000 Ar à débattre.
👕 Body Suit et Jean BF : 15.000 Ar

Mandroso hafatra miafina avy hatrany ary 🙏
Soava tontolo andro.

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261388113822

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazarder posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bazarder:

Share

Category