12/01/2025
🌺 gel élégance Plus 🪐🌺
Ultra glosse et 24h extra forte
Prix 25000ar pour le quantité de 1kg
♥️Ny volo ngita tsy voatery ilemana VO malama sy mifitsaka☝️
👉👉Tena tsara amin'ny volo ngita, tapatapaka, bé frisottis ity gel ity satria:
👉Maharitra tsara ny styling baby haïr atao aminy
👉Mampalama volo, mampangilatra manome effet lisse
👉Mampilamina tsara ny volo bangoina
👉 mahatsara qualité volo (tsy manimba volo)
👉Tsara bé irandranana, Maharitra sy mipetraka tsara ny taly (tsy mora mibofaka)
👉Azo anaovana frisé, curly (mi fixé tsara tsy mora rava sady manao effet carton)
👉Manome effet brillant, mouillé
Tsy mivadika fotsy rehefa maina
Koa satria cire coiffante izy de mampatsara qualité volo indrindra ny volo vakivaky
Gel mety amin'ny volon-dehilahy sy vehivavy
☑️Bien scellé ☑️
☑️ Authentiques fabriquer en Liban☑️
Quantité 1kilo bé izao, Maharitra tsara
Mandefa amin'ny faritra rehetra (fiable tsara) Ary manao Livraison