28/06/2026
๐ฅ PATY NEM ROYAL ๐ฅ
๐Kalitao tsy mampiova hevitra!๐
โ
Matevina
โ
Mora ampiasaina
โ
Mikarepoka
โ
Tsy mora rovitra
Na ho an'ny fampiasana an-trano na ho an'ny mpivarotra, Paty Nem Royal no safidy tsara hahazoana nem matsiro sy tsara endrika.
๐ฐ Vidiny : ๐ฆ 1 paquet = 50 piรจces ๐ธ Raha maka 5 paquets miakatra : 5.000 Ar ny iray ๐ธ Raha maka 3 paquets : 6.000 Ar ny iray ๐ 3 paquets no farafahakeliny azo alaina.
๐ Misy livraison arakaraka ny toerana.
๐ Tel : 033 78 105 38 / 034 80 182 46
๐ Mankasitraka indrindra Tompoko. Miandry ny commande-nao izahay!