Mi-varotra.com

Mi-varotra.com Restez chez vous,commandez chez nous

👜Sacs & Bandoulières de seconde main 👜               🔥Qualité premium, prix mini🔥   ♥️👛Kalitao tsara, vidiny mirary ,👛♥️...
12/12/2025

👜Sacs & Bandoulières de seconde main 👜

🔥Qualité premium, prix mini🔥

♥️👛Kalitao tsara, vidiny mirary ,👛♥️

Ianao ilay te hifety kely nefa tsy te handany vola be, ianao ilay mba te hiova kely isan'andro ao, ianao ilay mba te hampifaly ny tenanao 😉
Tongava mijery fa misy karazany ny safidy @ poketra sy bandoulière tsara kalitao, voafantina manokana ho anao 😍

📸 Sary sy antsipiriany ao amin’ny commentaire, manomboka @ 5000Ar ka hatr@ 30.000Ar

📞 Contact : 034 96 036 04

⚠️ Aza tara, modèle unique daholo ireo an… izay tonga aloha iany no mahazo ! 💛✨

🛵Livraison possible ho an'ny Antananarivo, mandefa any @ faritra 🚚

🙏 Nous souhaitons à nos meilleurs et nos futurs clients un Noël chaleureux 🎄🔥, amical 💑👩‍❤️‍👨👨‍❤️‍👨, joyeux ☺️🥳et une no...
25/12/2024

🙏 Nous souhaitons à nos meilleurs et nos futurs clients un Noël chaleureux 🎄🔥, amical 💑👩‍❤️‍👨👨‍❤️‍👨, joyeux ☺️🥳et une nouvelle année prospère 🤩😍. Ce fut et ce sera toujours un plaisir de vous servir ♥️.

🛀🧖 SERVIETTE DE BAIN 🧖🛀Maro no efa afa-po sy mametraka fitokisana .   🤍 Ianao ilay tia mampiasa kalitao tsara indrindra ...
10/12/2024

🛀🧖 SERVIETTE DE BAIN 🧖🛀

Maro no efa afa-po sy mametraka fitokisana .

🤍 Ianao ilay tia mampiasa kalitao tsara indrindra
🤍 Serviette de bain tout blanc ngezabe anie le ato e, mahasarona hatreny andohalika satria de 1m10 bé izao ny sakany (largeur)
🤍 Serviette mifoka rano tsara satria 💯% coton sady tsy miendaka

📌 Inona intsony no mbola andrasana MP avy hatrany

🛵🚚 Manao livraison izahay na eto Antananarivo ianao na any @ faritany

📞 0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣6️⃣ 0️⃣3️⃣6️⃣ 0️⃣4️⃣

🍽️🥛 ASSIETTES EN MÉLAMINE 🥛🍽️📝 Horesahintsika eto aloha ireo tombontsoa azonao rehefa mampiasa kojakoja fihinana @ mélam...
04/12/2024

🍽️🥛 ASSIETTES EN MÉLAMINE 🥛🍽️

📝 Horesahintsika eto aloha ireo tombontsoa azonao rehefa mampiasa kojakoja fihinana @ mélamine e:

1- Tsara endrika ny mélamine, afaka ampiasaina @ andavanandro izy ary classe ihany koa izy raha misy valiny ao an-trano

2- "Résiste bien aux chocs et au chute": mahazaka dona tsara izy raha ampiasaina any @ hotely, tsy mora vaky mihoatra vita @ vera sy bakoly nefa présentable tsara 🤩

3- "Légère et durable": afaka ampiasaina mandritra ny fotoana ela izy araka izany na ho ampiasaina isan'andro ary, maivana kokoa mihoatra @ hafa ihany koa

4- "Résistant aux rayures": malama tsara ny ivelany ary tsy mora kiaka, afaka sasaina foana raha ampiasaina any @ hotely azafady

5- "Résistant aux tâches": tsy mandray lokon'ny sakafo zay ohanina eo @ iany koa ny mélamine.

6- "Sécurité alimentaire": voamarina ara-pahasalamana fa ny fisakafoanana @ mélamine dia tsy misy fiantraikany ratsy ho antsika mpihinana.

Misy karazany maro (plateau,vilia, bol, verre, sotrobe, sotrobe,...) ato @ vidiny mirary fa afaka mijerijery izay mety ianao.

📞 0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣6️⃣ 0️⃣3️⃣6️⃣ 0️⃣4️⃣

🚲🛵Manao livraison izahay ho an'ny eto Antananarivo, 🚚mandefa any @ faritany ihany koa.

Aza varina ony na midanaka Fa teto daholo ny olona no maka
15/11/2024

Aza varina ony na midanaka
Fa teto daholo ny olona no maka

24/09/2024

💠💠💠 PROMOTION BE OOO 💠💠💠

🔌🇩🇪 BLENDER MIXER MADE IN GERMANY 🇩🇪🔌


⚙️Engrenage métallique (vy ambony sy ambany)
⏲️15 Vitesses réglable
➡️Lames maranitra tsara
➡️ Carafes en plastique matevina be tsy ho vaky vetivety mandritra ny taona maro🥃🤩
🥃 Capacité: 2litres

🔌♨️ Puissance :4500W.

➡️Afaka itotona hena,voankazo,voamaina , légumes sy izay tinao hototoina rehetra e 😁

💥 Qualité tena tsy hampanenina anao, tena oe 👌

🛵🚚 Livraison possible na eto Antananarivo na any @ faritany 😊

💰Prix: 99.000Ar (Simple bocal) 💰
120.000Ar (Double bocal) 💰
Mp na miantso avy hatrany ary manao commande fa vitsivitsy Stocks ilay promo sao tara eo 🏃🏃
📞 Contact: 032 59 111 69/ 034 96 036 04

🚿🛀 SERVIETTE DE BAIN 🛀🚿Maro no efa afa-po sy mametraka fitokisana .   🤍 Ianao ilay tia mampiasa kalitao tsara indrindra ...
22/09/2024

🚿🛀 SERVIETTE DE BAIN 🛀🚿

Maro no efa afa-po sy mametraka fitokisana .

🤍 Ianao ilay tia mampiasa kalitao tsara indrindra
🤍 Serviette de bain tout blanc ngezabe anie le ato e, mahasarona hatreny andohalika satria de 1m10 bé izao ny sakany (largeur)
🤍 Serviette mifoka rano tsara satria 💯% coton sady tsy miendaka

Découvrez le luxe du confort avec notre serviette 100% coton, conçu pour envelopper votre peau dans une douceur inégalée.

▪️Matière : 100% coton
▪️Origine : Pakistan
▪️Dimensions :
160×110cm (Tout blanc)
150×80cm (couleur)

🌟 Prix: 35.000Ar (Tout blanc)
25.000Ar (Couleur)
🚚🛵 Livraison possible sur Tanà et province à partir 3000Ar

📞 0️⃣3️⃣4️⃣ 9️⃣6️⃣ 0️⃣3️⃣6️⃣ 0️⃣4️⃣








11/09/2024

🔌🇩🇪 BLENDER MIXER MADE IN GERMANY 🇩🇪🔌

💠💠💠 PROMOTION BE OOO 💠💠💠


⚙️Engrenage métallique (vy ambony sy ambany)
⏲️15 Vitesses réglable
➡️Lames maranitra tsara
➡️ Carafes en plastique matevina be tsy ho vaky vetivety mandritra ny taona maro🥃🤩
🥃 Capacité: 2litres

🔌♨️ Puissance :4500W.

➡️Afaka itotona hena,voankazo,voamaina , légumes sy izay tinao hototoina rehetra e 😁

💥 Qualité tena tsy hampanenina anao, tena oe 👌

🛵🚚 Livraison possible na eto Antananarivo na any @ faritany 😊

💰Prix: 99.000Ar 💰
Mp na miantso avy hatrany ary manao commande fa vitsivitsy Stocks ilay promo sao tara eo 🏃🏃
📞 Contact: 032 59 111 69/ 034 96 036 04

🧤💡 LED LIGHT UP GLOVES 💡🧤          🧤😍 GANTS LED 😍🧤Ianao ilay tia zavatra tsara sy miavaka io, natao ho anao indrindra it...
24/06/2024

🧤💡 LED LIGHT UP GLOVES 💡🧤
🧤😍 GANTS LED 😍🧤

Ianao ilay tia zavatra tsara sy miavaka io, natao ho anao indrindra ity GANTS LED ity.

👉 Sady mampafana tsara no misy jiro mirehidrehitra sy miovaova loko afaka entina manao harendrina,

👉 Mety ho an'ny olon-dehibe sy ankizy manomboka @ 8 taona no miakatra.

💰Prix: 20.000Ar 💰

Stocks très limitée fa MP aingana raha haka ianao na miantso avy hatrany @ laharana 034 81 241 69/ 032 59 111 69

Hoantsika mpakafy Cynus mety tsara aminao izy ity: Filtre à air azo sasaina ( lavable)Prix mora : 35 000ar Tel : 038 96 ...
28/05/2024

Hoantsika mpakafy Cynus mety tsara aminao izy ity:
Filtre à air azo sasaina ( lavable)
Prix mora : 35 000ar
Tel : 038 96 882 69 / 032 06 899 71
Afaka manao livraison na mandefa any amin'ny faritra

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261349603604

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-varotra.com posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-varotra.com:

Share