Mahay Savoka

Mahay Savoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mahay Savoka, Shopping & retail, Antananarivo.

Ho anao mañana gorodona na dalazy vasoka Reraka manosotra savoka matetika nefa vety2 dia miala Sady tsy maharitraIzany i...
03/06/2026

Ho anao mañana gorodona na dalazy vasoka
Reraka manosotra savoka matetika nefa vety2 dia miala Sady tsy maharitra
Izany indrindra no antony namokaranay ity ity
Maharitra 3 volana eo am gorodona nefa mety sasana
Tsy manaraka amin'ny tongotra
Tsy misy fofona ,ka mety na manana zazakely ary
N'y vidiny dia mirary
Savoka 1L sy vernis 500 ML=32000Ar
Savoka 500ML sy vernis 250 ML= 20000 Ar
Savoka 250ML sy vernis 250ML = 12000 Ar
Mandefa any am faritra sy Manao livraison erak'Antananarivo izahay
Afaka miditra MP na miantso n'y laharana
0387415912 na 0 33 90 978 53

23/05/2026

Mbola mandray commande an

GORODONA MAMIRATRA TOY NY VAOVAO ✨Tsy manam-potoana hanao fanadiovana be isan’andro ve ianao?Na gorodona ciment na carre...
19/05/2026

GORODONA MAMIRATRA TOY NY VAOVAO ✨
Tsy manam-potoana hanao fanadiovana be isan’andro ve ianao?
Na gorodona ciment na carrelage dia mety amin’ity 👌
✅ Tsy manaraka tongotra
✅ Mamirapiratra be
✅ Maharitra ela
✅ Azo sasana tsara
✅ Mamerina ny gorodona ho toy ny vaovao
📦 PACK DISPONIBLE :
🔸 Savoka 1L + Vernis 0.5L = 35.000 Ar
🔸 Savoka 0.5L + Vernis 0.25L = 20.000 Ar
🔸 Savoka 0.25L + Vernis 0.5L = 12.000 Ar
🎨 Loko : Rouge sy Marron
🚚 Livraison manomboka amin’ny 3.000 Ar
📍 Mandefa any amin’ny faritra ihany koa
📩 Alefaso message avy hatrany raha mila commande
📞 038 74 159 12 / 033 90 978 53
✨ Ataovy mamirapiratra foana ny tranonao amin’ny vidiny mirary ✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahay Savoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share