Tantely

Tantely Miantsena mora,haingana ary azo antoka
📌Top qualité, prix abordables💝

cc daholo🤗, Mba atoroy fika2 Kely zareo OE inona no atao alohan'ny ampiasana vilany raha tsitina ho lasa mainty2 be iren...
14/03/2026

cc daholo🤗, Mba atoroy fika2 Kely zareo OE inona no atao alohan'ny ampiasana vilany raha tsitina ho lasa mainty2 be ireny n'y ao anatiny? mankasitaka mialoha ho an'izay mamaly👍
fanehoana #

Raha te androso ianao, Mila miezaka, Mila mirisika fa Tsy misy mafy tsy laitrin'ny zoto💪Aza mijery n'y mpanakivy akory f...
09/03/2026

Raha te androso ianao, Mila miezaka, Mila mirisika fa Tsy misy mafy tsy laitrin'ny zoto💪

Aza mijery n'y mpanakivy akory fa Io aloha Io jerena.

Tena loza fa Tsy Aiko OE taiza n'a taiza n'a taizaaaaaaaaà? N'y findaiko eran'ny Trano🤣🤣🤣🤣Bonjour daholo ô 😄Nanao bonjou...
09/03/2026

Tena loza fa Tsy Aiko OE taiza n'a taiza n'a taizaaaaaaaaà? N'y findaiko eran'ny Trano🤣🤣🤣🤣
Bonjour daholo ô 😄
Nanao bonjour olona betsaka aho androany maraina… dia tampoka teo tsy hitako intsony ny téléphone-ko 📱.
Nitady teto, nitady teroa, nijery tao anaty sac, nijery teo ambony canapé…
Farany vao tsaroako fa napetrako teo ambony latabatry ny olona rehefa niarahaba azy aho 🤦‍♀️😂
Indraindray rehefa be loatra ny resaka sy ny fiarahabana dia hadino mihitsy izay napetraka ny téléphone.
Ary ianareo, efa nisy toy izao ve? 😅

Raha Mino ianao dia tsindrio Io suivre ambany Io🙏
08/03/2026

Raha Mino ianao dia tsindrio Io suivre ambany Io🙏

🌸✨ Arahabaina ny vehivavy rehetra amin’ity Andron’ny Vehivavy ity! ✨🌸💪 Ho an’ny vehivavy mpandraharaha: misaotra noho ny...
08/03/2026

🌸✨ Arahabaina ny vehivavy rehetra amin’ity Andron’ny Vehivavy ity! ✨🌸
💪 Ho an’ny vehivavy mpandraharaha: misaotra noho ny herim-po, fahasahiana ary ny ezaka tsy an-kijanona! Ny nofinofinao dia zava-misy amin’ny fahavononanao.
🚀 Ho an’ireo mbola maniry hanomboka: Aza miandry intsony! Ny fotoana izao no tsara indrindra hanombohana sy hananganana ny dianao mankany amin’ny fahombiazana! 🌟
💖 OE: Araho tsy tapaka ny page fa hifanohana isika!
🤝 Miaraka isika, mandroso isika, mandresy isika!

🌷✨

07/03/2026

Te hizara namako Aho Tsy hoe akory mahay fa marobe no lalana efa nolalovako, fa Mila miezaka isika, tsy hoe vehivavy dia hikaraka ao antrano ihany no vitantsika fa andao hanao dingana,asehontsika fa mavita zavatra isika,🥰 Araho tsy tapaka n'y page fa hifanampy s'y hifanohana eto isika😍
Tsidio https://www.facebook.com/profile.php?id=61587686782014

Miantsena mora,haingana ary azo antoka
📌Top qualité, prix abordables💝

07/03/2026
Alefako mora ireto
07/03/2026

Alefako mora ireto

PROMO KAPA LAMAODY! 👡✨ Loko manintona sy design tsara tarehy✨ Perla sy firavaka mamirapiratra✨ Mora entina, mateza ary m...
02/03/2026

PROMO KAPA LAMAODY! 👡
✨ Loko manintona sy design tsara tarehy
✨ Perla sy firavaka mamirapiratra
✨ Mora entina, mateza ary mahazo aina
💥 Vidiny manokana!
Aza hadino, voafetra ny stock! ⏳

01/03/2026

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share