Delice choc'O

Delice choc'O Chocovores��? Faites vous plaisir, vos moment de gourmandise chez nous��
Commandez et Savourez��

Dzemain nepal... ouinnnnn sa karakory?
10/08/2026

Dzemain nepal... ouinnnnn sa karakory?

Atao mihitsy anie zay tinareo ee🥰Hoe trancheo delice a, d'accord  Asio soratra delice a, ao fa ezahiko ary oDia izao no ...
10/08/2026

Atao mihitsy anie zay tinareo ee🥰

Hoe trancheo delice a, d'accord
Asio soratra delice a, ao fa ezahiko ary o
Dia izao no fivoakany🥰♥️

Soava herinandro vaovao daholo🍫🤎

Bon dimanche les chocovores 🫶Rdv demain pour la livraison 🍫
09/08/2026

Bon dimanche les chocovores 🫶

Rdv demain pour la livraison 🍫

Hello hello 👋🥰1 Doubletoutchoco dispo androany androany 24000ar Ho an izay te ann😋😋Soava alarobia oo📍zoma indray no livr...
05/08/2026

Hello hello 👋🥰

1 Doubletoutchoco dispo androany androany
24000ar Ho an izay te ann😋😋

Soava alarobia oo

📍zoma indray no livraison antsika manaraka 😉

🫶🤎🤎🤎🫶✅️ 1 doubletoutchoco ✅️ 1 doublechoconoisettes 24000ar/1✅️ 1 tout choco19000ar Dispo rahampitso oo😋🤤🍫Iza no mila nd...
04/08/2026

🫶🤎🤎🤎🫶

✅️ 1 doubletoutchoco
✅️ 1 doublechoconoisettes
24000ar/1

✅️ 1 tout choco
19000ar
Dispo rahampitso oo😋🤤🍫

Iza no mila ndray ary ee

Mp na whatsapp avy hatrany

Raha asiana soratra dia +1000ar

Bonne soirée 🤎

Hatram17h no miteny raha ho tranchena an😋😋Ny fandefasana commande kosa dia j-1 amizay sur fa mahazoLivraison à partir 40...
04/08/2026

Hatram17h no miteny raha ho tranchena an😋😋

Ny fandefasana commande kosa dia j-1 amizay sur fa mahazo
Livraison à partir 4000ar du lundi au samedi

Inona no aterina ho anareo rahampitso 🤤🍫

Sombin-tsary avy aminareo mpankafy📷🫶Iza koa no manana sarinay ao @ gallery ao? Alefao  ao @ commentaire ary hoee🥰
04/08/2026

Sombin-tsary avy aminareo mpankafy📷🫶

Iza koa no manana sarinay ao @ gallery ao? Alefao ao @ commentaire ary hoee🥰

Ampatsiahivo foana fa Tiana sy sarobidy aminao izy🫶♥️ na @ fotoana na tsy @ fotoana😉Double choco 24000ar Simple 19000ar ...
03/08/2026

Ampatsiahivo foana fa Tiana sy sarobidy aminao izy🫶♥️ na @ fotoana na tsy @ fotoana😉

Double choco 24000ar
Simple 19000ar
Soratra 1000ar

Sady fanombohana volana no fanombohana herinandro miarak@ machiroooo😋🍫Mahazo réduction 1000ar/barquette daholo izay mana...
02/08/2026

Sady fanombohana volana no fanombohana herinandro miarak@ machiroooo😋🍫
Mahazo réduction 1000ar/barquette daholo izay manao confirmation avant 20h

✅️ 3 doubletoutchoco
✅️ 2 doublechoconoisettes
24000ar/1

✅️ 2 tout choco
✅️ 2 choconoisettes
19000ar/1

📍tsy tranchées

Livraison à partir 4000ar

Ndao ary mp na whatsapp fa tsy fonafona no misy réduction an😆

Bon dimanche les chocolate lovers 🤎🍫
02/08/2026

Bon dimanche les chocolate lovers 🤎🍫

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261348366988

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Delice choc'O posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category