BricAbrac

BricAbrac vente d'articles neufs et de seconde main

24/12/2025
 Grill électrique Marque scheneiderUtilisé 2 fois
27/03/2025


Grill électrique
Marque scheneider
Utilisé 2 fois

Atombotsika amin'ity ary ☺️Sèche linge TBEMarque Ariston Capacité 5litres
24/03/2025

Atombotsika amin'ity ary ☺️
Sèche linge TBE
Marque Ariston
Capacité 5litres

19/03/2025

Manasa anao hanaraka tsy tapaka ny pejy fa hisy articles brocante sy vide grenier!

💥izy roa ihany sisa dispo an 💥Dimensions : Marron: Hauteur 30cmNoir : hauteur 27cmFinition cuir véritable, crochet mafon...
13/08/2024

💥izy roa ihany sisa dispo an 💥
Dimensions :
Marron: Hauteur 30cm
Noir : hauteur 27cm
Finition cuir véritable, crochet mafonja

Pointure 20Marque: lulu castagnette Frip européenne TBE 💥Solder na 20.000Ar💥
09/08/2024

Pointure 20
Marque: lulu castagnette
Frip européenne TBE
💥Solder na 20.000Ar💥

Andao hanao vacances e! 🌞🩱👙🏝️🏊🏖️🌅Eny amoron-dranomasina izao no tena mahafinaritra e ☺️Rehefa manomana dia, dia matetika...
07/08/2024

Andao hanao vacances e!
🌞🩱👙🏝️🏊🏖️🌅
Eny amoron-dranomasina izao no tena mahafinaritra e ☺️
Rehefa manomana dia, dia matetika ny vehivavy no tena be forongony 🙈😁😂
Tsy be forongony moa zany fa ny vehivavy no tena mikarakara ny entana rehetra ampidirinaa anty valizy e!
Ireto misy lisitra maromaro amin'izany:
👉 Ny akanjo maivana
👉ny crème solaire, ny satroka👒, ny maillot de bain👙, ny tong, ny sac de plage, ny lunette de soleil🕶️, ny huile de massage, serviette, bouée sns....
👉 Ho an'ireo izay tsy mahazaka lalana moa dia mila mivatsy fanafody maloiloy, indrindra ho an'ny ankizy.

Santionany ihany ireo voatanisa ireo fa ny tena tsara dia mandray an-tsoratra mihitsy mba tsy hisy adino

Tsarovy anefa fa :
Tsy any am-piasana, na rehefa mamonjy lanonana ihany ny vehivavy no mila mihaingo an 💃

🌹Ravaky ny tokantrano ny vehivavy ary mila maneho izany na aiza na aiza misy azy mba ho reharehan'ireo vady aman-janany
🌹 Rehefa eny amoron-dranomasina dia misongadina eny foana izany vehivavy jejo sy manana ny kilasiny izany 🥰

💃 Misy hajany tokoa mantsy ny vehivavy rehefa tsy mihanjaka diso tafahoatra eny imason'olona
💃 Anisan'ny mameno ireo tenue de plage notanisaina tetsy ambony ny paréo de plage
💃 Tsara kokoa raha ireny karazan-damba maivana ireny no ampiasaina satria mafana ny andro ary raha sarona tanteraka dia toa ny miankanjo andavanandro ihany.

💥Aiza no ahitana izany?💥

Manana tolotra ho anareo izahay hita ao amin'ny commentaire!

👙Paréo de plage en mousseline
👙Dimensions eo amin'ny 150*120cm arakaraka ny modèle
👙Vidiny tokana:

🎁Prix cadeau 🎁 5️⃣0️⃣0️⃣0️⃣Ar
Vitsivitsy ihany no ato fa aza tara an ☺️
N.B
Manao livraison Tana sy province

Faramparany ☺️💥 Liquidation 💥15.000Ar fixeIza indray no manana princessePointure 29Efa manomboka hafana anie ny andro e ...
02/08/2024

Faramparany ☺️
💥 Liquidation 💥
15.000Ar fixe
Iza indray no manana princesse
Pointure 29
Efa manomboka hafana anie ny andro e ☺️
Frip européenne hatrany an!

Address

Antananarivo

Telephone

+261328483038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BricAbrac posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share