16/05/2026
Tia manao voyage Ianao ?
ity misy Kit de voyage tsara kely🥰🥰🥰
Pack de salle de bain 5 en 1
Na ampiasaina ao an-trano mety foana e!!
Inona no ao anatin'ity Kit ity?
Trousse mangarahara (Transparent Bag): Mateza, misy raba (fermeture), ary mora jerena ny zavatra ao anatiny. Miaro amin'ny rano (waterproof).
Boaty fitondrana borosind nify (Porte-brosse à dents): Lava sy manana endrika maoderina (design strié), miaro ny borosinao ho madio foana.
Boaty fitondrana savony (Boîte à savon): Boribory lavalava, tsotra nefa kanto (minimalist).
fihogoana (Peigne): Fohy, mora entina, ary tsy mandany toerana.
Spaonjy (Fleur de do**he): Malefaka tsara, mampitombo ny tavo-tsavony ary manadio ny hoditra.
🌟 Ny tombony amin'ity vokatra ity:
Style Minimaliste & Chic: Ny loko "beige" sy ny mainty dia miaraka tsara, Sady tsy de lafo vidy (luxurious look).
Mora entina (Pratique): Tsy mandany toerana ao anaty vata fampirimana (valise) na ao an-dakozia/efitrano fandroana.
Hevitra fanomezana tsara (Idée Cadeau): Mety ho an'ny namana, vady, na havana tia mandehandeha na tia fahadiovana
👉Raha Lina dia afaka miresaka Mp
Aza tara an!💖💖💖