15/09/2023
💥🎉Aza Tara fa mbola vonona hatrany izahay ato amin'ny POLISSAGE , hanome fahafahampo ho anao tompoko📣💥
🚨Manadio jiro tsy mampiasa vernis,
Na fiara 🚗na moto🏍️ afaka ataonay daholo tompoko.
Lasa toy ny vaovao ny jironao🚨:
🚗 Tsy mampiasa Vernis
🏍️ Mamadika jiro ho kit fond noire
🏎️ Mametaka led flexible simple et double.
🚘 Asa voakaly tsara
🛵 Manala rano ao anatin'ny globe koa izahay (mietache tsara)
👉 Afaka maka sy manatitra izahay (hoan'ny mpiasa), afaka mi-déplace any amin'ny faritra ihany koa tompoko.
NB: TSY MIASA ASABOTSY FA
MIASA ALAHADY.
☺️Raha mahaliana anao izany Tolotra izany, dia aza misalasala mandefa mp na miantso avy hatrany amin'ireto laharana ireto :
📞Contact : 034 82 550 67
033 04 300 11
Lieu: LALAM-BAOVAO 67HA( madinoxe reper )
🙏MBA ahafahanao manaraka tsy tapaka ny Tolotra ato aminay Dia aza adino mi-abonné ny page Tsika tompoko🙏