25/06/2026
FITAIZANA MATOTRA.
FITAIZANA AMPY.
Mitsaitsaika aho miditra anatin'ity resaka ity nefa tsapako hoe fotoanany izao hidirana lalina @ ady hevitra , izay tsy tokony atsahatra.
Ny zavanisy dia efa iny niaraha-nahalala iny.
Niresaka ireo Ray amandreny namoy zanaka. Mafy izany. Azoko tsara daholo ny réactivité avy amin-dry zareo. Nefa efa nizara izy. Dia efa an'ny rehetra ny resaka. Cas d'école hoy aho izay.
Eo indrindra isika izao.
Samy nandray an'iny resaka iny @ izay hitiavany azy isika rehetra. Ary nisy tohiny sy sampany be dia be hay ilay zavatra nony avy eo.
Nifantoka be t@ ilay boky sy film MANGA ny tohiny. ..............
Eo no tokony mahalala mitsaitsaika isika rehetra. Mba tsy ataontsika toy ny resaka tsotra sy maivana ka lasa mifanasa vangy eto isika mianakavy. ...............
Andao apetraka ny fanontaniana tokony apetraka.. Posons les bonnes questions.
Mahavita mijery ny adidin'ny tsirairay eo anatreha.'izao zavatra izao ve isika?
Sao ka sampan-kazo no nihintsana dia ho kapaina ny fotokazo?
Raha lesona momba ny fitaizàna ankizy no resaka dia zohio tsara fa efa nisy fefy napetraky ny mpamorona ilay izy, ary fantatsika fa MAFY ry 'zareo mpamorona @ io genre io. Ary marketing efa tsy taka-basy no miasa.
Anjarantsika no mametraka ny balises rehetra.
NB : Tsy eto Madagasikara ihany io fivelarany io...................................
Ny génération samihafa dia samy nanana ny kolontsaina nisy influence teo @ fiainany. Anjarantsika izany ny mijery dia miomana. Tena tsy mora izany. Taiza tsotra aza efa manahirana. ...................
Hatreo aloha. Miandry ny hevitsika.
Dia ho tohizako ny ahy avy eo....(....)