HIP CRACK

HIP CRACK Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HIP CRACK, Shopping & retail, Ampefiloha, Antananarivo.

03/04/2020

Kanto Malagasy!

Indro atolotra ho anareo ny goûté à 10h du matin  tsy tsy fahafahana mivoaka izao. Marina fa mety mihinana gouté ianao n...
30/03/2020

Indro atolotra ho anareo ny goûté à 10h du matin tsy tsy fahafahana mivoaka izao. Marina fa mety mihinana gouté ianao nefa tsy ilay tena ankafizinao satria ilay mpivarotra fividiananao mety mikatona @ zao confinement zao,____NY Hip Crack dia manomana pizza s'y viennoises ho anao. Manao livraison. Antsoy ny 0346437264 rah Mahaliana anao izany.
Misaotra tompoko!

25/03/2020

Manoloana indrindra ny fiatrehana ny ady amin'ny valan'aretina corona virus dia misy toro hevitra kely omena antsika Malagasy havana: aza dia miari-tory be loatra, aza miasa saina be loatra, aoka ho ampy hery hatrany ianao, mahereza misakafo zay misy fa aza mitady zay tsy misy, hajao ny fepetra sy NY lamina izay efa napetrak'ireo tompon'andraikitra mahakasika ny tsy fivezivezena mandritra ireo 15 andro.

Address

Ampefiloha
Antananarivo

Telephone

0346437264

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HIP CRACK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share