01/06/2026
🎁 BONNE FÊTE MAMAN
❤️❤️Atolotra ho antsika eto indray ary ireo tsara vintana tamin'ny lalao nosarihana omaly♥️♥️
1) Ecia rasuan'irina : BATTEUSE RAF 800w
2) Fah Ran : nahazo ny lela vola 30 000 ar
3) Notiavina Fanomezantsoa : GOURDE
4) Ianjanantenaina Andrianarivony : HOT POT
ISAORANA BE DIA BE IZAY NANDRAY ANJARA REHETRA
Ary hoan'izay mbola handray anjara dia araho ny pejy fa hihisy lalao manaraka indray atsy ho atsy‼️‼️
🙏Mankasitraka indrindra🙏