16/02/2026
Izara retour commande speciale commande-na Mme any lavitra any ho an 'ity Chef iray ity izahay androany ❤️
Mamikeliii anie nareo e 🥰💐
Maro2 no natao livraison ny 14 Fev teo fa maika2 ny livreur dia tsy Azo Vidéo daholo 😅
💖💌