15/08/2024
🦋 Fitaovan'ny mpianatra / Fournitures scolaires 🦋
Ireto indray ny arrivage tsika :
🥰 Gourde transparente pour fille et garçon (mety be ho an'ny zazakely maternelle) : 19.000 ar
500 ml , misy tadiny , maivamaivana tsara, mahatanty mianjera (tsy mora vaky)
🥰 Trousse : 8000 ar
Misy taille crayon miaraka aminy, en aluminium, double face intérieur, mateza tsara
Conditions: Toy ny mahazatra, réserveo izay mety aminao. Tonga ny entana vao mandoha vola, livraison gratuite raha ville Ihosy.
Malaky sao tara fa limité ny modèle.
0342404101
🦋 " Mba ho kanto sady miavaka..." 🦋 Piserha