16/08/2025
Bonjour daholo,
Ialana tsiny indrindra raha misy tsy maharay ny commandenareo ianareo ho an'ny androany sabotsy, izay efa voaray mialoha dia afaka atao androany, fa izay vao confirmer omaly dia amin'ny lundi daholo.
Ialana tsiny indrindra, mitohy hatrany anefa ny fandraisana commande ho an'ny livraison amin'ny lundi sy amin'ny herinandro