07/06/2026
Hafalina bavata tsis otrizany 🥰🥰🥰
Arrrivage be oa e ,isaorantsiny ny ao Ambony fa tonga iany ary ireto fahamanjana ❤️❤️❤️
Koa aza niala lavitra ianareo fa hanesy azy aho a
Authenthique en provenance de france daholo 🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵🇨🇵
Ny anombohantsika azy dia ny DREAM LONG ary 👌
NB : Misy karazany ilay quantitè hinnjovana ny fahefa ntsika
lieu : Avaradoha meteo ampasampito
contact : 0332012154 ou 0345158066 ou mp directement
Livraison : Tana mandefa am faritra rehetra