La Moda

La Moda ✨ Boutique de mode en ligne 🎀
🛒 Vêtements, Chaussures,sacs ,…
🚚Livraison partout à Madagascar

☎️ 038 06 890 61 ☎️

24/05/2025

😍 Efa anomboka Live isika fa manondrana kely ilay connexion 😢
👉👉 Mazoto ve nareo raha asina vente prix fête des mères ô😍😍

🤩 Tapitra anio @ 1ora tolakandro (13h) ny lalao Fête des mères antsika  ary e🥰🥰  Ary tonga dia tanterahina avy hatrany n...
24/05/2025

🤩 Tapitra anio @ 1ora tolakandro (13h) ny lalao Fête des mères antsika ary e🥰🥰 Ary tonga dia tanterahina avy hatrany ny fisarihana .
👉 Ampatsiahivina kely fa ireo nanaraka ny fepetra rehetra ihany no mahazo a😊
📢 Averiko kely ary ny fepetra e...👇

1. Asiana j’aime page La Moda
2. Asiana j’aime ity publication ity
3. Alefanao ao anaty commentaire ny POINTURE tadiavinao
4. Invitenao ny amis-nao hanao j’aime ny commentairenao sy ny page
5. Partagena ao anaty groupe misy anao 2 ity publication ty ,
👉Partagena ao 'nao ihany kou ity publication ty (capturena izany dia atao amin'ny sous-commentaire)

🥰 à 13h ary ô🥰

22/05/2025

😍😍 LIVE SHOPPING KIRARO MORA BE😍
👉👉 Misy mazoto ve??
🤩 PRIX À partir de 0ar misy CADEAUX ZANY🥰
ASIO RÉACTION MAROMARO DIA ALEFA😊

❤FÊTE DES MÈRES ❤😍 Ndao hilalao miaraka  Moda😍     👉 Te ahazo LOKA ve enao sa te anolotra cadeaux🥰👇Ndao hilalao ary👇__✅ ...
19/05/2025

❤FÊTE DES MÈRES ❤
😍 Ndao hilalao miaraka Moda😍
👉 Te ahazo LOKA ve enao sa te anolotra cadeaux🥰
👇Ndao hilalao ary👇
__
✅ FEPETRA :
1. Asiana j’aime page La Moda
2. Asiana j’aime ity publication ity
3. Alefanao ao anaty commentaire ny POINTURE tadiavinao
4. Invitenao ny amis-nao hanao j’aime ny commentairenao sy ny page
5. Partagena ao anaty groupe misy anao 2 ity publication ty SY ao amin’ny mur'nao (capturena dia atao amin'ny sous-commentaire)
______________________________________ 😍 MPANDRESY :
🤩OLONA 3 BE IZAO NO AHAZO LOKA
1- Izay commentaire mahazo j'aime betsaka indrindra ,dia mahazo vola 40.000ar 🥰
2/3- Ny loka faharoa sy fahatelo "TENNIS" dia atao fisarihana (Tirage au sort)

📢 Valin ' ny lalao : Sabotsy 24 mey.

Address

Antananarivo

Telephone

+261380689061

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Moda posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share