21/10/2025
Hello les filles💗
Ela2 tsy hita izahay🥺 tsy niteraka kambana akory ka😁 (mazoto ve ianareo raha manao jeux isika? Ao amin'ny commentaire ny détails👇🏻)
Niara-nahita sy niaina ny zava-nisy nanomboka ny 25 Septembre lasa teo💪🏻🇲🇬
Tsy maintsy nijanona kely aloha izahay, fa hiverina sady hitondra zavatra tsara be🎉✨
Mandra-pahatonga an'izay aloha dia andao laniana ireto entana ireto❤️ efa nahena be ny vidiny☺️
Robe: 15000Ar au lieu de 20000Ar
Haut: 6000Ar au lieu de 10000Ar
🚴🏻♂️Manao livraison partout à Mada izahay
Récupération Soavimbahoaka/GAMO