Service'nao

Service'nao Service'nao miantsena, mivarotra, ary mikarakara taratasy ho anao. Manatsotra ny

⚠️ALERTE RIRININA 🚨Mangatsiaka be ny andro, ireto ny vahaolana.Faly miarahaba antsika rehetra!Ho fiatrehana ny RIRININA ...
05/07/2024

⚠️ALERTE RIRININA 🚨
Mangatsiaka be ny andro, ireto ny vahaolana.
Faly miarahaba antsika rehetra!
Ho fiatrehana ny RIRININA sy ny valan'aretina dia indro ny tolotra "FIARO" hampitomboana ny hery fiarovana. Vidiny tsy miova.

� HCOVIX 12000ar
� BAUME MAZANA 5000ar
� HEVOKA + RANOMENA 5000ar
� HE RAVINTSARA 50ml 25000ar / 10ml 6000ar
� SPRAY DESINFECTANT 10000ar

Aza misalasala miantso sy manao commande fa vonona hanome fahafam-po anao izahay ekipan'ny service'nao.
Tel: 0330884763 - 0344685256 - 0334621901
Manao service livraison hatrany.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

‼️ALERTE COVID ⚠️Miverina miparitaka be indray izao ny CORONAVIRUS ary maro no voan'ny grippe mahery. 😰Ho fiatrehanao ny...
29/11/2022

‼️ALERTE COVID ⚠️

Miverina miparitaka be indray izao ny CORONAVIRUS ary maro no voan'ny grippe mahery. 😰

Ho fiatrehanao ny valan'aretina dia indro ny tolotra "FIARO" hampitomboana ny hery fiarovana.

👉 HCOVIX : fitambarana huile essentielle maromaro, manamafy ny hery fiarovana hahatohitra ny Covid.💵 12000ar

👉 BAUME MAZANA : miaro amin'ny virus marosamihafa, ahosotra amin'ny orona, tanana, tratra.💵 5000ar

👉 HEVOKA + RANOMENA : miaro amin'ny virus, tsara ho an'ny olona misy sinusite. 💵5000ar

👉 HE RAVINTSARA : anti-viral, mampatanjaka, manampy amin'ny torimaso. 💵 50ml 25000ar / 10ml 6000ar

👉 SPRAY DESINFECTANT 💵 10000ar

Efa maro no nahita voka-tsoa 🙏

Aza misalasala miantso sy manao commande fa vonona hanome fahafam-po anao izahay ekipan'ny service'nao.

Tel: 0330884763 - 0344685256 - 0334621901
Manao service livraison hatrany.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

⚠️ALERTE APHELION 🚨Mangatsiaka be ny andro, ireto ny vahaolana.Faly miarahaba antsika rehetra!Ho fiatrehana ny phénomène...
30/06/2022

⚠️ALERTE APHELION 🚨
Mangatsiaka be ny andro, ireto ny vahaolana.
Faly miarahaba antsika rehetra!
Ho fiatrehana ny phénomène aphelion sy ny valan'aretina dia indro ny tolotra "FIARO" hampitomboana ny hery fiarovana.

� HCOVIX 12000ar
� BAUME MAZANA 5000ar
� HEVOKA + RANOMENA 5000ar
� HE RAVINTSARA 50ml 25000ar / 10ml 6000ar
� SPRAY DESINFECTANT 10000ar

Aza misalasala miantso sy manao commande fa vonona hanome fahafam-po anao izahay ekipan'ny service'nao.
Tel: 0330884763 - 0344685256 - 0334621901
Manao service livraison hatrany.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

SERVICE'NAO MÉTALLIQUEAsa vita.Hisaoranay eram-po eran-tsaina ianareo nametraka fitokisana taminay. Ho anareo miertrerit...
14/05/2022

SERVICE'NAO MÉTALLIQUE

Asa vita.
Hisaoranay eram-po eran-tsaina ianareo nametraka fitokisana taminay.

Ho anareo miertreritra hanao Etude, devis et réalisation projets (électrique, plomberie, construction, réhabilitation et finition btp, ouvrage métallique, aluminium, bois, tous pour la construction) ny service'nao dia vonona hanome fahafahampo anareo.
Aza misalasala manantona ety amin'ny atelier ety ambodivona ampitan'ny luxoptica, na miantso na mandefa email.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

0344685256 - 0330884763 - 0334621901
Email: [email protected]

Service'nao plomberie.Isaorana manokana ianareo nisafidy sy nametraka fitokisana tamin'ny service'nao plomberie.Installa...
14/05/2022

Service'nao plomberie.

Isaorana manokana ianareo nisafidy sy nametraka fitokisana tamin'ny service'nao plomberie.
Installation machine à laver avec anti-coupure d'eau.

Ho anareo miertreritra hanao Etude, devis et réalisation projets (électrique, plomberie, construction, réhabilitation et finition btp, ouvrage métallique, aluminium, bois, tous pour la construction) ny service'nao dia vonona hanome fahafahampo anareo.
Aza misalasala miantso na mandefa email.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

0344685256 - 0330884763 - 0334621901
Email: [email protected]

SERVICE'NAO MÉTALLIQUEAsa vita ary atao livraison amin'ny faran'ny herinandro.Hisaoranay eram-po eran-tsaina ianareo nam...
05/05/2022

SERVICE'NAO MÉTALLIQUE

Asa vita ary atao livraison amin'ny faran'ny herinandro.
Hisaoranay eram-po eran-tsaina ianareo nametraka fitokisana taminay.

Ho anareo miertreritra hanao Etude, devis et réalisation projets (électrique, plomberie, construction, réhabilitation et finition btp, ouvrage métallique, aluminium, bois, tous pour la construction) ny service'nao dia vonona hanome fahafahampo anareo.
Aza misalasala manantona ety amin'ny atelier ety ambodivona ampitan'ny luxoptica, na miantso na mandefa email.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

0344685256 - 0330884763 - 0334621901
Email: [email protected]

SERVICE'NAO MÉTALLIQUEFisaorana eram-po eran-tsaina hoan'ireo nametraka fitokisana.Ho anareo miertreritra hanao Etude, d...
03/05/2022

SERVICE'NAO MÉTALLIQUE

Fisaorana eram-po eran-tsaina hoan'ireo nametraka fitokisana.

Ho anareo miertreritra hanao Etude, devis et réalisation projets (électrique, plomberie, construction, réhabilitation et finition btp, ouvrage métallique, aluminium, bois, tous pour la construction) ny service'nao dia vonona hanome fahafahampo anareo.
Aza misalasala manantona ety amin'ny atelier ety ambodivona ampitan'ny luxoptica, na miantso na mandefa email.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

0344685256 - 0330884763 - 0334621901
Email: [email protected]

Installation panneaux solaires.Milles mercis aux nouveaux propriétaires, pour la confiance que vous nous aviez accordé !...
23/04/2022

Installation panneaux solaires.

Milles mercis aux nouveaux propriétaires, pour la confiance que vous nous aviez accordé !

Etude, devis et réalisation de vos projets (électrique, plomberie, construction, réhabilitation et finition btp, ouvrage métallique, aluminium, bois, tous pour la construction) service'nao est toujours prêt pour vous servir.
N'hésitez pas à nous contacter en mp ou par téléphone ou email

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

0344685256 - 0330884763 - 0334621901
Email: [email protected]

Faly miarahaba antsika rehetra!Ho fitsinjovana antsika rehetra amin'izao valan'aretina izao dia indro ny tolotra fiaro e...
14/12/2021

Faly miarahaba antsika rehetra!
Ho fitsinjovana antsika rehetra amin'izao valan'aretina izao dia indro ny tolotra fiaro eto .

� HCOVIX 12000ar
� BAUME MAZANA 5000ar
� HEVOKA + RANOMENA 5000ar
� HE RAVINTSARA 50ml 25000ar / 10ml 6000ar
� SPRAY DESINFECTANT 10000ar

Aza misalasala miantso sy manao commande fa vonona hanome fahafam-po anao izahay ekipan'ny service'nao.
Tel: 0330884763 - 0344685256
Manao service livraison hatrany.

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

OCCASION RARE : TERRAIN À VENDRE À PROXIMITÉ D'ANKANI'NY NOFY 👉 Terrain de 2 ha. TITRÉ BORNÉ dans la partie Ampanotoamai...
07/08/2021

OCCASION RARE : TERRAIN À VENDRE À PROXIMITÉ D'ANKANI'NY NOFY

👉 Terrain de 2 ha. TITRÉ BORNÉ dans la partie Ampanotoamaizina qui se situe à côté du lac Rasoabe ( Ankanin'ny Nofy).
👉 Se situe entre le canal des pangalanes et la mer , avec une nature luxuriante et authentique aux alentours.
👉 Une réserve pour observer les lémuriens (aye aye) à proximité.
👉 Idéal pour un investissement hotelier ou pour une maison de vacances dans un endroit calme, paisible et en plein immersion de la nature.
👉 Accessible uniquement en vedette ou en train.
Prix : 7000ar /m2
👉 venez en mp pour plus de photos et details

Contact :0330884763 - 0334621901 - 0344685256

Service'nao
Manatsotra ny fiainanao.

Address

Ankadifotsy
Ankadifotsy
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:30
Tuesday 07:00 - 20:30
Wednesday 07:00 - 20:30
Thursday 07:00 - 20:30
Friday 07:00 - 20:30
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261344685256

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service'nao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Service'nao:

Share