08/05/2026
❤️MERCI❤️
Tsy hiteny betsaka aho fa, mankasitraka anareo rehetra izay tonga nitsidika ✨
Nahafinaritra ahy ny nifampizara ny asa-tanako taminareo, na dia reraka ihany tonga taty an-trano, izany no porofo fa tena maro ianareo nanohana anay teo🙏
Mino sy mahatoky aho fa mbola hiara-dalana eny foana isika 🥰
Bonne nuit daholooo😘