Voly hazo Fihinam-boa

Voly hazo Fihinam-boa Pépinièriste arbres fruitiers🧑‍🔬
✅Mivarotra zanakazo fihinam-boa isan-karazany 🌱🌿🪴
✅ Mampianatra fambolena
✅ Manoro ny fikarakarana

conseils/traitements et ventes des arbres fruitiers

16/08/2026

ianareo mila borety itaomana zezika ireo 😅
izany ny teknologiaaaa😅😅

zanaka pomme golden blanc🍏🍏 greffe Azonao ambolena anaty pot vonikazo lehibe 🪴 na amin'ny tany ihany koa 🌳🌳izay mety ami...
16/08/2026

zanaka pomme golden blanc🍏🍏 greffe
Azonao ambolena anaty pot vonikazo lehibe 🪴
na amin'ny tany ihany koa 🌳🌳
izay mety aminao ihany
vidiny 15 000 Ar
Manao livraison zahay mandefa amin'ny faritra rehetra ihany koa topoko

Ianareo koa ve mba faly fa avy ny orana ?? 😍😍 na kely aza dia mahafaly ahy fona  fa ity ilay paiso tinareo be mihintsy C...
16/08/2026

Ianareo koa ve mba faly fa avy ny orana ?? 😍😍
na kely aza dia mahafaly ahy fona

fa ity ilay paiso tinareo be mihintsy Claimbourg 🍑🍑
zanany 20 000 Ar 30-40cm
0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika no misy anay fa manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra

Vente flash ⚡⚡⚡ kaky 2 en 1 zany raha ny ilazana azy satria mamboly fotony 1 ianao nefa mahazo vokatra 2 samy hafa kaky ...
15/08/2026

Vente flash ⚡⚡⚡
kaky 2 en 1 zany raha ny ilazana azy satria mamboly fotony 1 ianao nefa mahazo vokatra 2 samy hafa

kaky double greffe :
🍈 ny ilany kaky fon'omby vaventy
🍈ny ilany kosa kaky pomme ilay fihinamanta (jereo ny sary)
vidiny 30 000 Ar (30cm )
izay tonga aloha no topony
03444700363

Voasary greffe manomboka kely izy itony dia mitondra vokatra 😍 misy karazany maro ato.aminay.Mandarine japonais 🍊orange ...
15/08/2026

Voasary greffe
manomboka kely izy itony dia mitondra vokatra 😍
misy karazany maro ato.aminay.

Mandarine japonais 🍊
orange Washington 🍊
citron meyer (4saison ) 🍋
citron caviar 🫒
kumquat 🫒
combava 🍋
calamodin 🍊

Manomboka 15 000 Ar ny vidiny
mandefa mp na miantso avy hatrany 😉

Izy no tarondro Gardien ny zanakazo angamba izy fa tsy miala ato mihintsy 😅
15/08/2026

Izy no tarondro
Gardien ny zanakazo angamba izy fa tsy miala ato mihintsy 😅

iza no tinao fa alefa ireto ho an'izay ihinana🍑🍑😋 Paiso nectarine 🍑 menamena tsara be io rehefa masaka efa misy mamelana...
15/08/2026

iza no tinao fa alefa ireto ho an'izay ihinana🍑🍑😋
Paiso nectarine 🍑
menamena tsara be io rehefa masaka
efa misy mamelana ihany koa fa iza no tinao ee ??
tonga dia capture -na avy hatrany izay mety aminao dia alefa mp fa samy manana ny vidiny topoko
0344700363

Tafatsiry indray ny maintso Eo antokotaninay Rakopelana ny paiso Mavokely ranoray 😍😍   tany Ambanivohitra tany eeIanareo...
14/08/2026

Tafatsiry indray ny maintso
Eo antokotaninay
Rakopelana ny paiso
Mavokely ranoray 😍😍

tany Ambanivohitra tany ee
Ianareo te hamboly paiso ihany koa aza misalasala manjifa zanany ato aminay fa manana karazany maro zahay
🍑🍑 paiso nectarine , 🍑🍑fon'omby ,🍑🍑prune cerisier , claimbourg 🍑🍑(voloina )

manomboka 15 000 Ar zanany kely

0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika no misy anay fa manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra

Fa maninona no volana tsara hambolena  zanakazo ny  volana août ?? Eny, volana Aogositra dia anisan’ny fotoana tsara ham...
11/08/2026

Fa maninona no volana tsara hambolena zanakazo ny volana août ??
Eny, volana Aogositra dia anisan’ny fotoana tsara hambolena zanakazo eto Madagascar, indrindra raha any amin’ny faritra afovoan-tany toa an’Antananarivo.


🌱 Nahoana no tsara ny Aogositra?
'ny zanakazo izao (jereo ny sary 😍 )

Tsy be orana, ka mora kokoa ny manomana lavaka sy tany ary mamboly tsy voasasa na tondraky ny rano.

Manakaiky ny fotoanan’ny orana: rehefa tonga ny Septambra–Oktobra sy ny orana manaraka, dia efa tafapetraka tsara ao anaty tany ilay zanakazo ka afaka manomboka mamaka sy mitombo tsara.

Tsy dia mafana loatra any amin’ny Hautes Terres, ka mihena ny stress amin’ilay zanakazo vao nafindra.

Ho an’ny zanakazo fihinam-boa ☘️☘️, toy ny letchii, goyavier, agrumes, paiso, nectarine, manga, sns., dia mety tsara ny mametraka azy amin’io vanim-potoana io, saingy mila jerena ihany ny karazana sy ny faritra.

Fa misy fepetra tsara araharina iray: mila atao tsara ny fanondrahana, satria mbola vanim-potoana maina ny Aogositra.

⚠️ Ny tena zava-dehibe izany : raha mamboly Aogositra ianao, tandremo tsy ho maina ny tany. Omeo rano tsara avy hatrany rehefa avy namboly ary asio paillage (ravina maina, ahitra maina, sns.) manodidina mba hitazonana hamandoana.

misalasala mandefa mp raha mila liste sy prix zanakazo fihinam-boa disponible
0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika

fa mahasoa 😉

🎼🎼Sao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo  letsy aho  aasao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo  letsy aho aaTsia letsy ahh Ts...
10/08/2026

🎼🎼Sao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo letsy aho aa
sao dia ataon'ialahy hoe mihani-kazo letsy aho aa
Tsia letsy ahh
Tsia letsy ahh
Mamboly vonikazo letsy aho aah😅

Ny fiainana hono letsy tsy vita moraaa
Raha vao dolafaka eo ialahy dia be ny mpanakora
Fa ny mora kivy ioo no tsy ataooo
Ao ambadika ao ny anjaranaoo 🎼🎼

mahalaeo fa tiko fotsiny

mifarana hatreo ny fanaovana taillage aloha ee 😉
te hamboly zanakazo fihinam-boa ☘️☘️kosa dia aza misalala dia mandefa mp aminay
0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika

Address

Route Vers Antsahadinta
Ampitatafika

Telephone

+261344700363

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voly hazo Fihinam-boa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share