MI.a.SOA

MI.a.SOA made by love, especially for you �

❌❌Latsaky ny 10.000Ariary daholo❌❌Jereo 'ze Tiana !
18/10/2021

❌❌Latsaky ny 10.000Ariary daholo❌❌
Jereo 'ze Tiana !

01/07/2021

Salama daholo, izahay dia manolotra service de livraison :
Izahay no manao récupération an'le entana any aminaoreo ka hatramin'ny fanaterana azy any @ client.
Ho anaoreo maniry hiara hiasa aminay, aza misalasala mandefa hafatra miafina !

Tonga ara-potoana ny entanao ary azo atokisana tsara ny service atolotray ! Maro no efa niara niasa taminay, ianao sisa no andrasana.

Misaotra tompoko !

30/06/2021
30/06/2021

Ho anao olon-tsotra na orinasa ka mila olona i-livrer ny entanao, MI.a.SOA dia manolotra anao SERVICE DE LIVRAISON @ sarany 3500 ariary monja : izahay no miandraikitra ny fangalana ny entanao manomboka ny entana any aminareo ka hatramin'ny fananterana ny entana any @ mpanjifa.
Azo ataon koa anefa ny fananterana ny entanareo aty aminay.
Miasa ho anao-Azo antoka ary Marim-potoana.

Address

Ambohimanarina
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MI.a.SOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MI.a.SOA:

Share