Zara Soa

Zara Soa Zarao fa mahasoa ❤

Nareo koa ve mba tia??🥰Taggeo eto le namanao tendany be iny❤️
20/11/2025

Nareo koa ve mba tia??🥰

Taggeo eto le namanao tendany be iny❤️

Fikafika rehefa mafy kàkà😊 na olon-dehibe na zàzà dia mety foanaZavatra ilaina :     🐝Tantely (ranony)      💉  Seringue ...
10/11/2025

Fikafika rehefa mafy kàkà😊 na olon-dehibe na zàzà dia mety foana

Zavatra ilaina :
🐝Tantely (ranony)
💉 Seringue

Maka ranon-tantely atao amin'ny seringue ( 1ml / 2ml )dia tifirina amin'ny lavaka fikakazana mihintsy😊
Ho hitanao fa eo noho eo ihany de mivaha ny olana amin'izany

Zarao fa mahasoa🙏🥰

Fantatral ve ireo?? Aranan'akoho gasy🐓 maro no efa nampiasa nefa vitsy no mbola tsy mahalalaMahasoa ny vatantsika izy ir...
02/11/2025

Fantatral ve ireo??
Aranan'akoho gasy🐓 maro no efa nampiasa nefa vitsy no mbola tsy mahalala

Mahasoa ny vatantsika izy ireto raha toa ka misy:

🐔Vato calcul rénal
🐔 Kyste, SOPK, myomes na fibrome
🐔 Hémorroïdes
🐔 Tenda, vavony, aty ,sarak'aty, tsinay
🐔 Prostate

🔥Fampiasana azy :

✴Alaina ilay hoditra mavomavo dia sasana tsara
✴Atapy amin'ny rivotra tsy atao azon'ny masoandro
✴Totoina ho lasa vovoka
✴Atao anaty rano matimaty eraky ny kaopy
✴Sotroina maraina vao mifoha mbola tsy misakafo, afaka 30min vao misakafo maraina
Somary mangidingidy ny tsirony a😊😋
Mirary soa🙏.

Zarao fa mahasoa😘 partageo ho hitany namanao

Fantatrao ve fa ny COTRIM & VINAIGITRA dia fanafody hodi-potsy haingam-piasa ary eo noho eo de mahita vokatra💯Tsy mila z...
30/10/2025

Fantatrao ve fa ny COTRIM & VINAIGITRA dia fanafody hodi-potsy haingam-piasa ary eo noho eo de mahita vokatra💯

Tsy mila zavatra sarotra fa :
- 02 comprimé Cotrim
- 01 sotro vinaigre
Afangaro ireo de osorana avy hatrany ny faritra misy hodi-potsy dia kobanina avy eo❤️
Vita ny chocolat 🍫
Teneno ilay namanao misy azy io ity ny recette efficace hoe
Partageo ho hitany hafa🥰🙏

13/07/2021

Ampy ho ahy
Ampy ho anao
Ampy ho antsika ny fahasoavan'Andriamanitra❤️

11/07/2021

Le karma existe😍😌👊

25/06/2021

Tsisy bae😧 tsisy lerigo💔 mbola mijanona antrano ko😰😭😭😭

24/06/2021

Mety ho kivy ianao anio fa mitrakà💪
Mety ho reraka fa mitsangàna🦿
Tsy irery ianao❤️

Zah malahelo an'i beloha🥺Ny paozin'beloha nefa😌
22/06/2021

Zah malahelo an'i beloha🥺
Ny paozin'beloha nefa😌

22/06/2021

Jesoa no fanantenanako💓🙏

Address

Ambatolampy
104

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zara Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share