16/07/2026
Fantatrao ve fa anisan'ny fomba iray fampandrosoana ny firenena ny fanomezan-danja ny vokatra ao aminy ?
👉Ka raha manjifa ny vita Malagasy ianao, dia tsy vitan'ny manohana anay fotsiny ihany fa manampy ireo Malagasy mitovy aminao ihany 🥰
‼️Aza misalasala ary miantso mivantana ny laharana 0381634662 ‼️🇲🇬