Spirulinii bio

  • Home
  • Spirulinii bio

Spirulinii bio Vente de spirulines en poudre,gellules et produits de santé bio

12/08/2020

Salama o,👍👍👉🥑🥦🍗
Mba hanomezana fahafahampo ho an'ireo mpanjifa,
Manomboka izao dia mandray commande izahay ary afaka manao livraison na firy no alainao na firy.Isaky ny sabotsy izahay no manao livraison.
Afaka manao commande @ mp na afaka miantso ny 034 66 310 52
Frais de livraison 3000ar en ville ary 4000 en périphéries
Misaotra tompoko.............
Bonjour à tous,🍗🥦🥑👍👍
Pour satisfaire à tous nos clients,
maintenant,vous pouvez passer vos commandes en mp,la livraison se fera tous les samedi.
Passez votre commande en mp ou appelez nous au 034 66 310 52
Frais de livraison 3000ar en ville et 4000 en périphéries
Merci

 Ireto avy ary ny otrikaina na nutriments azo avy :Protéines végétales 60 à 70%LipidesGlucidesMinéraux OligonutrimentsVi...
29/07/2020


Ireto avy ary ny otrikaina na nutriments azo avy :
Protéines végétales 60 à 70%
Lipides
Glucides
Minéraux
Oligonutriments
Vitamine A
Vitamines B1 et B2
Vitamine E
Fer
Phosphore
Calcium
Magnésium
Chlorophylle
Acide ¥-linoléique
Phycocianine

Ireo no mahatonga azy hanampy sy hanamafy ny hery fiarovana ary manampy ny vatana hiady maro toy ny infections,anémie,paludisme,dépressions ,mampisy mémoire sns...
Mety ho an'ny rehetra na ankizy,na vehivavy mitondra vohoka,na olona efa nahazo taona na koa ny sportifs na manao fanatanjahantena sy ny mpianatra.
Tsy misy effets secondaires ary tsy misy fetra ny traitement

Fomba fihinanana azy:
1 na 2 sotrokely isa maraina azo ampiarahana ,yaourt,jus,fruits,vary,pâtes, lasary sns...
Afaka manao traitement 1 volana aveo mihato kely dia afaka manohy indray

Contact mp na tel 034 66 310 52
Sachet 30g

Manampy sy manamafy ny hery fiarovana ny Spiruline entina miatrika ny    👌👍💪Mivarotra Spiruline vovony(poudre) 30g Livra...
28/07/2020

Manampy sy manamafy ny hery fiarovana ny Spiruline entina miatrika ny
👌👍💪Mivarotra Spiruline vovony(poudre) 30g
Livraison , afaka mandefa Province
Afaka mandefa mp na miantso ny 034 66 310 52 raha hi commande
Maro ny vokatsoa azo avy @ Spiruline: Protéine vegetale,Manamafy ny hery fiarovana,miaro sy ny aretina hafa isan karazany, antioxydants,mampatanjaka,manampy amin'ny fanenana vatana....

Fomba fihinanana azy: 1 sotrokely isa maraina azo ampiarahina @ yaourt na jus na voankazo na rano 1 vera na vary na pâtes na koa lasary
Tsy misy effets secondaires
Natao ho an'ny ankizy sy lehibe mora azon'aretina sy marefo
****************************************
Le Spiruline est un excellent allié pour renforcer le système immunitaire et pour lutter contre le (riche en protéines végétales)
👌👍💪Vente de Spirulines en poudre 30g en gros ou en détails Livraison en ville ou en Province
Envoyez nous un mp / Contact : 034 66 310 52 pour commander
Bienfaits du Spiruline : Riche en Protéines végétales,Antioxydants,réduit la fatigue,renforce le système immunitaire,réduit les risques de diabète,contribue à la perte de poids....
Adultes et enfants pour renforcer le système immunitaire
Indication: 1 càc tous les matins au petit-déjeuner , avec un yaourt,du jus de fruits,fruits,riz ,pâtes ou 1 verre d'eau
Pas d'effets secondaires

👍💪👌 Maro ny tombontsoa azo avy  ary manamafy ny hery fiarovana entina miatrika ny   :**Manampy ary manamafy ny hery fiar...
28/07/2020

👍💪👌
Maro ny tombontsoa azo avy ary manamafy ny hery fiarovana entina miatrika ny :
**Manampy ary manamafy ny hery fiarovana satria dia Proteina feno no entiny
**Mitsabo sy mampihena ny tosi-dra ary miaro @ diabeta
**Mitsabo ny aretin'aty, aretimbavony
**Manamafy ny taolana ary miaro @ Rhumatisme
**Manohatra ny fiforonan'ny homamiadana(cancer)
**Mitsabo ny aretin-koditra sady manatsara volo
**Manatsara ny taovam-pananahana
**Manampy ny fitadidiana , manala ny aretin'andoha ary manatsara ny atidoha
**Manome hery ary mampatanjaka rehefa manao fanatanjahan-tena
**Mampihena ny stress sy dépression ary manampy @ fahitana torimaso
**Manala cholestérol na ny menaka ratsy ao am vatana sady manampy am fahatanoran'ny hoditra
**Manampy ny vatana hahazo aina
**Manampy @ fanenana vatana ihany koa

Vente et livraison Spiruline en poudre 30g

Commande mp / Contact : 034 66 310 52

👨👩🧒Natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe marefo,mora azon'ny aretina sns...
Tsy misy effets secondaires
👉👉Fomba fihinanana azy:
1 sotrokely isaky ny maraina miaraka @ rano tsotra,na yaourt,na jus de fruits,na vary,na fruits
1 hatramin'ny 3 volana ny traitement,aveo mihato kely dia afaka manohy indray

👌👍💪Vente de Spirulines en poudre 30g en gros ou en détails      Livraison en ville ou en ProvinceEnvoyez nous un mp / Co...
28/07/2020

👌👍💪Vente de Spirulines en poudre 30g en gros ou en détails Livraison en ville ou en Province
Envoyez nous un mp / Contact : 034 66 310 52 pour commander
Bienfaits du Spiruline : Antioxydants,riche en protéines,réduit la fatigue,renforce le système immunitaire,réduit les risques de diabète,contribue à la perte de poids....
**********************
👌👍💪Mivarotra Spiruline vovony(poudre) 30g
Livraison , afaka mandefa Province
Afaka mandefa mp na miantso ny 034 66 310 52 raha hi commande
Maro ny vokatsoa azo avy @ Spiruline: Manamafy ny hery fiarovana,miaro sy ny aretina hafa isan karazany, antioxydants,mampatanjaka,manampy amin'ny fanenana vatana....

Le saviez-vous? 😊😊👌👌pour les sportifs et ceux qui suivent un régime   Vente et livraisonContact en mp ou au 034 66 310 5...
28/07/2020

Le saviez-vous? 😊😊👌👌pour les sportifs et ceux qui suivent un régime
Vente et livraison
Contact en mp ou au 034 66 310 52

Mety ho an'ny rehetra,na hanena vatana,na olona manao sport,miaro maro isan karazany ary manamafy ny système immunitaire
1 sotrokely isa maraina azo hoanina miaraka ,pâtes,fruits,jus,vary sns..

👌👍Mety tsara hiarovantena @ coronavirusNatao ho an'ny ankizy sy ny lehibe marefo,sy mora azon'ny aretina,manamafy ny her...
28/07/2020

👌👍Mety tsara hiarovantena @ coronavirus
Natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe marefo,sy mora azon'ny aretina,manamafy ny hery fiarovana,manampy @ fanenana vatana
Tsy misy effets secondaires

👌👍💪Mivarotra Spiruline vovony(poudre) 30g
Livraison , afaka mandefa Province
Afaka mandefa mp na miantso ny 034 66 310 52 raha hi commande
Maro ny vokatsoa azo avy @ Spiruline: Manamafy ny hery fiarovana,miaro sy ny aretina hafa isan karazany, antioxydants,mampatanjaka,manampy amin'ny fanenana vatana....
**********************
👌👍💪Vente de Spirulines en poudre 30g en gros ou en détails Livraison en ville ou en Province
Envoyez nous un mp / Contact : 034 66 310 52 pour commander
Bienfaits du Spiruline : Antioxydants,riche en protéines,réduit la fatigue,renforce le système immunitaire,réduit les risques de diabète,contribue à la perte de poids....

Commande en mp ou au tel: 034 66 310 52

Fihinanana azy:
1 sotrokely isamaraina alohan'ny sakafo
azo hoanina miaraka @ yaourt,jus naturel,fruits,vary..
1 à 3 mois ny traitement, aveo mihato kely dia afaka manohy indray

💪💪👌Les bienfaits du Spiruline / Ny tombontsoa azo avy  @ Spiruline Les bienfaits du spiruline💪👍👍    Commande en mp ou au...
28/07/2020

💪💪👌Les bienfaits du Spiruline / Ny tombontsoa azo avy @ Spiruline


Les bienfaits du spiruline💪👍👍

Commande en mp ou au tel: 034 66 310 52

Mety tsara hiarovantena @ coronavirus
Natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe marefo,sy mora azon'ny aretina,manamafy ny hery fiarovana,manampy @ fanenana vatana
Tsy misy effets secondaires
Fihinanana azy:
1 sotrokely isamaraina alohan'ny sakafo
azo hoanina miaraka @ yaourt,jus naturel,fruits,vary..
1 à 3 mois ny traitement, aveo mihato kely dia afaka manohy indray

Les bienfaits du spiruline💪👍👍     sachet 30g en poudre 5000arCommande en mp ou au tel: 034 66 310 52Mety tsara hiarovant...
28/07/2020

Les bienfaits du spiruline💪👍👍
sachet 30g en poudre 5000ar
Commande en mp ou au tel: 034 66 310 52

Mety tsara hiarovantena @ coronavirus
Natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe marefo,sy mora azon'ny aretina,manamafy ny hery fiarovana,manampy @ fanenana vatana,mety fanatanjahantena ihany koa.
Tsy misy effets secondaires

Fihinanana azy:
1 sotrokely isamaraina alohan'ny sakafo
azo hoanina miaraka @ yaourt,jus naturel,fruits,vary..
1 à 3 mois ny traitement, aveo mihato kely dia afaka manohy indray

Address


Telephone

+261346631052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Spirulinii bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share