FRIP V.I.P

FRIP V.I.P 🤎 VENTE EN LIGNE 🤎

LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR
infoline :
038 23 005 77

🫶🏻A N T S I R A B E 🫶🏻

Tout à 20.000ar🥰🔥
13/02/2025

Tout à 20.000ar🥰🔥

🆕✨A R R I V A G E✨🆕💗Wide leg💗Cargo💗Skinny💗 Straight jeans💗Flare💗Mom💗Shein••Bershka••Zara••Divided••Jennyfer•• H&M
03/02/2025

🆕✨A R R I V A G E✨🆕
💗Wide leg💗Cargo💗Skinny💗 Straight jeans💗Flare💗Mom💗
Shein••Bershka••Zara••Divided••Jennyfer•• H&M

🥰Paré sa tsy Paré ianareo raha hoe ataotsika prix mora ireto?🤤😂Tonga dia midira mp aingana ary miady varotra fa alefa ts...
29/01/2025

🥰Paré sa tsy Paré ianareo raha hoe ataotsika prix mora ireto?🤤😂
Tonga dia midira mp aingana ary miady varotra fa alefa tsika raha tsy mahafaty antoka❤️
LIEU ANTSIRABE
Envoi colis TANA/PROVINCES
Contact 038 23 005 77
033 29 039 41

🗣️👥: VENTE EN LIGNE ZANY NY ASA MORA NDRINDRA 😱💪! Maka sary Dia Manao publication Dia misy Manao JP dia Manao livraison ...
29/01/2025

🗣️👥: VENTE EN LIGNE ZANY NY ASA MORA NDRINDRA 😱💪! Maka sary Dia Manao publication Dia misy Manao JP dia Manao livraison Dia mandray vola Dia vita 😱🥴

Non ki Neny e , Amiko manokana tsy natao ho an'ny Olona malemilemy sy kamokamo na mora sosotra ity asa VEL(Vente en Ligne) Ity , en plus tsy hitanareo ny ao ambadika ao de moramora aminareo Ilay miteny hoe maka sary Manao JP et tout 😚
Be dia be ny problème hita ao ki Neny a 😂:
1) Mbola tsy hitandry manko ny tsiron'ilay hoe maka entana be Dia be ndry, mieritreritra ndri hoe lafo daoly Zao reo satria tsara be daoly avieo tsisy lafo na ny anakiray ara , manotany tena amin'izay ndry hoe alefa faty antoka ve sa ho anaovanay mianakavy ato antrano 🤣😭
2) tsy Hitandry ko tsiron'ilay maka Sarina entana , satria Manao izay mahasarika client ony e 😂 , tsiponin-dry daoly Zao ravikazo sy tapis an'olona rehetra izao atao fond 😪😭🤣
3) Tsy hitandry ko tsiron'ilay fifaliana be satria misy Manao JP daoly Ilay article (Faly ery ndri hoe lafo daoly zany Dia Sady mi-total tombom-barotra eo) avieo Tonga any Ilay olona de ozizy hoe ki alaiko fa réservé-o ho ana a , na Ilay hoe Tsy mety amiko tampoka fa malafosa 😂😭
4) Tsy hitandry tsiron'ilay manantena handray vola avy any de avieo izy Tonga avy any dia miteny hoe Tsy nalain'ilay olona tampoka Ilay entana fa tsy nandray téléphone izy , na hoe lazainy fa misy défaut ony le article Dia tsy nalainy (nefa ndri efa mi-verifier tsara Alohan'ny andefasana entana hoe tsisy défaut izany mintsy) 😂
5) Ao anatin'ny Ray andro ndry mandany crédit otrinona amalina Mp sy commentaires 😭🤣
6) ny aretimaso ko tena mamely mafy 😂
Mbola maro be fa ireo aloha ny ahy no tsapako e 😂🥲

Farany dia courage be daholo fa vita tsika io e🥰👏🏿

🔥🥰ARTICLES DISPONIBLE🥰🔥Taille Xxs à LFriperie 1er choix Lieu ANTSIRABE✨Envoi colis TANA/PROVINCES✨Contact 038 23 005 77 ...
28/01/2025

🔥🥰ARTICLES DISPONIBLE🥰🔥
Taille Xxs à L
Friperie 1er choix
Lieu ANTSIRABE
✨Envoi colis TANA/PROVINCES✨
Contact 038 23 005 77
033 29 039 41

🤎🆕A R R I V A G E🆕🤎❌🥰SPÉCIAL PALAZZO 🥰❌Taille S
27/01/2025

🤎🆕A R R I V A G E🆕🤎
❌🥰SPÉCIAL PALAZZO 🥰❌
Taille S

MBA midira mp ary ianareo Telo fa mahazo an'ilay chocolat daholouu 🍫AAina MiirantsoaNNantenaina YollandeCCoeur Noir
27/01/2025

MBA midira mp ary ianareo Telo fa mahazo an'ilay chocolat daholouu 🍫
AAina MiirantsoaNNantenaina YollandeCCoeur Noir

Bonjour 🙂🫶🏻Inona no entana ilainareo raha hanao LIVE tsika?Dia izay be mpitady no atao tsika🥰Sady mentinnéo ihany aloha ...
27/01/2025

Bonjour 🙂🫶🏻
Inona no entana ilainareo raha hanao LIVE tsika?
Dia izay be mpitady no atao tsika🥰
Sady mentinnéo ihany aloha ny namana fa hisy crédit carte yas ho zarainay ho an'izay commentaires coup de coeur mahay manentana 💗💗

Zay fa bonne journée ✨

🥰💗LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE🥰💗Tongava Mp miady varotra🤤🤎Taille Xxs
26/01/2025

🥰💗LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE🥰💗
Tongava Mp miady varotra🤤🤎
Taille Xxs

Bonsoir🥰🌴Ireto ny articles Disponible Antsika anh🫶🏿Taille Xxs
24/01/2025

Bonsoir🥰🌴
Ireto ny articles Disponible Antsika anh🫶🏿
Taille Xxs

🆕🆕ARTICLES DISPONIBLE🆕🆕✨Taille Xxs à M✨Lieu ANTSIRABE Envoi colis TANA/PROVINCES Contact 038 23 005 77🌴
23/01/2025

🆕🆕ARTICLES DISPONIBLE🆕🆕
✨Taille Xxs à M✨
Lieu ANTSIRABE
Envoi colis TANA/PROVINCES
Contact 038 23 005 77🌴

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FRIP V.I.P posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share